Hivoaka anio ny voka-pifidianana ofisialy. Nitondra ny heviny manoloana ireo fikasan’ny sasany hanohitra izany ny loholona Tsiebo Mahaleo. «Aoka hazava ny resaka: tsy tamin’ny 20 na 30 taona lasa ny vahoaka malagasy amin’izao, ka mbola mety hatao fitaovana hakana seza amin’ny alalan’ny amboletra na fidinana an-dalambe. Taona 2025 izao fa […]
Other News
Indray mijery
Miverina ho maina tsikelikely ny andro nanomboka omaly ary ho maina tanteraka amin’ny faran’ny herinandro sy ny fiandohan’ny herinandro ambony io, ho an’ny faritra Alaotra Mangoro. Hisy fiakarany misongadina ny maripana ambony mandritra ny faran’ny herinandro. Tombanana hanodidina ny 27°-30°C izany raha ho anelanelan’ny 19°-20°C kosa ny maripana ambany. Omaly […]
Taratry ny kanto
Nainako, etsy amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Hampiaina ny mozika avy any atsimo, laroina mozika maoderina ny tarika, manomboka amin’ny 8 ora alina. Anisan’ireo nitondra aina vao ho an’ny mozika antandroy ny tarika, araka izany. Mbola tsapa anatin’ny sanganasan’izy ireo hatrany anefa ilay fototra niaingana tao amin’ny tarika Vaovy sy mbola […]
“Amour’rire3”: ho tafaraka ireo mpanao hatsikana zokiny sy zandriny
“Amour’rire”. Araka ny anarany, andian-tseho manasongadina ny hatsikana sy ny resa-pitiavana izy ity. Hiditra amin’ ny andiany fahatelo ny hetsika, izay hotontosaina ny alahady 16 febroary izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Hifarimbona an-tsehatra mandritra izany ireo mpanao hatsikana kalaza toa an-dry Francis Turbo, Honorat, Rajao, […]
Ratovonirina Faly (DJ Gouty): “Himasoana ny fampiroboroboana ny indostrian’ny kolontsaina”
Efa asa nirosoana, ary hotohizana ny fampiroboroboana ny indostrian’ny kolontsaina. Anisan’ireo vinan’asan’ny tale jeneralin’ny Kolontsaina vaovao izany. Notendrena ho tale jeneralin’ny Kolontsaina, eo anivon’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera, Ratovonirina Faly, fantatry ny maro eo amin’ny tontolon’ny kanto amin’ ny anarana DJ Gouty. Izy indray izany no nandimby an-dRazafiarison Francis […]







