Malgré un contexte économique mondial complexe, Madagascar a enregistré une performance douanière remarquable pour l’année 2024. Avec un taux de réalisation de 101 %, les douanes malgaches ont collecté 3.793,2 milliards d’ariary de recettes, dépassant ainsi les objectifs fixés dans la loi de finances rectificative. Cette performance est principalement portée […]
Other News
TEASER IO FORTES POTENTIALITES , LOCALITE AUX RESPECTS DES INFRASTRUCTURES
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2025-01-15
Vaovao tambatra
Mihodina daholo ny gropy miisa 4 any Andekaleka satria nirotsaka ny orana. Foana, araka izany, ny fanapahan-jiro na ny delestazy eto amin’ny tambajotra Antananarivo sy ny manodidina (RIA). Manamarika ny Jirama, fa fanapahana ara-teknika no atao raha misy ny jiro tapaka. Hampiakarina ny vidin’ny trondro raisin’ny kaoperativa Fifimpava amin’ny mpanjono […]
RN6: efa azon’ny fiarakely aleha ny eo Mahavavy
Mikaroka ny fomba rehetra hamerenana amin’ny laoniny haingana ny fifamoivoizana ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP), taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Dikeledi sy ny orana nentiny. Ho an’ny lalam-pirenena, RNS5, mampitohy an’i Toamasina sy i Fenoarivo Atsinanana, faritra Analanjirofo, efa any an-toerana ny orinasa Sinohydro, manarina ny simba rehetra, toy ny manala ny […]







