Miara-miasa mandrindra ny vidim-bary ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (Mic) sy ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Tanjona ny hijerena ny paikady hampidinana ny vidim-bary amin’izao fotoana. “Hapetraka ny rafitra, ny vina fohy ezaka sy lavitr’ezaka. Hovolavolaina ny lalàna hametrahana ny vidim-bary sy hanafoanana ny fanararaotana”, […]
Other News
Mitohy ny trafika: teratany sinoa telo lahy tratra nitondra sokatra 105 teny Ivato
Tsy mety tapitra ny fanondranana antsokosoko sokatra mankany Azia. Tratran’ny Sampandraharahan’ny ladoany teny Ivato ny teratany sinoa telo lahy nitondra sokatra miisa 105, omaly. Tsy mety fay! Mitohy ny fikasana hanondrana antsokosoko ny harem-pirenena voajanahary mankany ivelany. Mpandeha teratany sinoa telo mirahalahy no nitondra zana-tsokatra miisa 105, ny talata 14 […]
Rugby – Top 12: hatao amin’ny febroary ny lalao sakana
Araka ny tetiandro navoakan’ny Malagasy Rugby, hotanterahina ny 16 febroary ho avy izao ireo lalao sakana rehetra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Anisan’ izany ny fihaonana eo amin’izay ekipa hijanona ao amin’ny “Top 12”. Hiady izany toerana izany ny UAS Cheminots, laharana faha-11 sy ny 3FAI, tompondaka lefitra tamin’ny […]
Depiote Rajoelina Seth: “Mihaino ny rehetra ny fitondrana”
“Raha tsy valina ny mpanohitra, toy ny hoe tsy mihaino ny vitsy anisa ny mpitondra. Mihaino ny rehetra ny fitondrana misy amin’izao. Satria mitovy zo ny vahoaka malagasy, ary tsara ny mba hihainoana ny hevitry ny mpanohitra. Koa raha misy famoahan-kevitry ny mpanohitra, inona ny mahadiso ny mamaly na manazava?”. […]
“Fagnotsafa 2025” – Toamasina: novelabelarina ny fivoaran’ny zavakanto
Inona ny zava-misy? Inona ny olana? Inona ny vahaolana? Fanontaniana nezahina nitondrana valiny avokoa ireo, mahakasika ny lohahevitra “Ny fivoaran’ny tontolon’ny zavakanto eto Toamasina”. Ampahany tanatin’ilay hetsika “Fagnotsafa 2025”, notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny adihevitra, tao amin’ny efitrano lehiben’ny Tranoben’ ny serasera sy ny kolontsaina, Masôva 501. Hetsika natao […]







