Other News

TARATRY ny KANTO

Lanonana maro no handravaka ireo trano fanaovana fety eto Antananarivo Renivohitra, amin’ity anio ity. Anisan’izany ny ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny eny amin’ny Gare Soarano, ao amin’ny PK 0 Soarano, eny amin’ny Kudéta Anosy, Yandy By -Pass ary ao amin’ny Panorama Andrainarivo… Mpanakanto fanta-daza maro no hanafana ny sehatra […]

Taona 2025 : Mila omena lanja ny voka-pikarohana

Ananan’ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ny fomba amam-panao malagasy ny mpikaroka. Tany alohan’ny taona 1975, saika vahiny ny ankamaroany. Taty aoriana, nipoitra tsikelikely ny mpampianatra teny amin’ny Oni­versite… Amin’izao vanim-po­toana izao, mitombo isa fatratra ny mpikaroka. Mba tsy ho very momoka ny asa ataon-dry zareo ireny, manomboka amin’io taona […]

Faran’ny taona : Nihena ny olona mamonjy ny trano fanaovan-danonana

Manan-danja amin’ny maro ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao. Anisan’ny mahasarika ny ankamaroan’ny Malagasy ny miara-mifety amin’ny fianakaviana sy miala kely amin’ny mahazatra. Mbola vitsy ny olona tonga nanjifa ny tapakila ho an’ny eny anivon’ny trano fanaovana lanonana tamin’ny fotoana nanaovana fanadihadiana. Fotoana iarahan’ny mpianakavy miara-mifety ny […]

FANTINA sy FINTINA

Niantso ny mpitandro filaminana hijoro fa tsy hataon’ny mpitondra fitaovana ny sekretera jeneralin’ny Tim, Randriamasinoro Ny Riana, raha nivahiny tamin’ny fahitalavitra iray. “Miantso ny feon’ny fieritreretanareo izahay. Mitodia amin’ny vahoaka sy ny fananany ary aza manaiky hataon’olom-bitsy fitaovana hiaro ny tombontsoany manokana”, hoy izy. Nanokatra ny fankalazana ny taon-jobily ny […]