Nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, tamin’ny fananganan-tsaina, omaly, teny Antanimora ny hanovana ny fomba fiasa. Miandrandra fomba fiasa vaovao, fomba fijery vaovao ny tenany amin’io taona vaovao ho avy io, araka ny nambarany tamin’ny lahateniny. Nanteriny ihany koa fa tokony ho tatitra tsara hatrany no hiseho sy ho […]
Other News
Lanja tombon’andro
Na ahoana na ahoana, lasa ny lasa ary tsy hiverina na azo averina intsony. Fahatsiarovana no sisa? Nefa lazain’ny mpandinika sasany ho mamy mangidy hatrany ny fahatsiarovana: izay heverina ho tsara sy mamy, isentoana fa tsy hiverina intsony; ny ratsy sy mangidy, efa mangidy rahateo ka vao mainka ahalahelovana. […]
Fiarahamonim-pirenena : “Takinay ny hanenjehana ireo nandika lalàna”
Samy nanao antso avo amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana (Taf) ireo avy amin’ny fiarahamonim-pirenena. Henjehina ireo nihoa-pefy tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna teo iny, araka ny fitakian’izy ireo. Anisan’ny efa nitaky izany ny eo anivon’ny KMF/ Cnoe sy ny avy amin’ny Safidy tamin’ireo fanambarana nataon’izy ireo farany. Na izany […]






