Other News

Tselatra

 Raim-pianakaviana iray maty voatifitry ny jiolahy teo amin’ny faritry ny tratrany, tao Mantasoa, omaly. Nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika, nandroba tao amin’ny tokantrano fonenan’io rangahy io ireo jiolahy, tamin’ny 2 ora tolakandro.  Norobain’ny jiolahy ny toeram-pivarotam-panafody ao Soavimasoandro, afakomaly atoandro. Niditra toy ny mpanjifa rehetra, nambanan’ny olon-dratsy basy ny mpiasa. Niantso […]

Analakely: trano telo kilan’ ny afo

Nitrangana haintrano mahatsiravina teo Analakely, boriborintany voalohany, ny sabotsy 11 janoary maraina teo. Vao mangiran-dratsy, nidonan-tsetroka ka vetivety nivadika afo. Naharay antso ny avy eo anivon’ny Vondron’ny mpamonjy voina tamin’ny 3 ora maraina sy 14 minitra maraina. Nirehitra ny  trano lehibe iray eo Analakely, anoloan’ny  Lycée J J Rabearivelo. Telo […]

Ambatofotsy: jiolahy tratra teo am-panosehana moto halatra

Tratra teo am-panosehana moto halatra ny jiolahy telo, teny ambatofotsy, ny alahady tamin’ny 1 ora maraina. Na­nao ny asa fisafoana teny an-toerana ny zandary, notarihin’ny kaomandin’ny zana-tobim-paritra Ambatofotsy. Nandritra izany, nahita telo lahy mampiahiahy nanosika moto nandalo teo ambony tonelina manamorona ny lalam-pirenena fahafito (RN7) izy ireo. Nitsoaka avy hatrany […]

Fieferamanga Arivonimamo: reboisement du MEF, un engagement pour l’avenir

Sous la direction de la mi­nistre de l’Economie et des Fi­nances, Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison, le ministère de l’Economie et des finances a mené une journée de reboisement à Fieferamanga Ari­vonimamo, le 10 janvier, dans le cadre de la campagne nationale de reboisement 2024-2025. 1.800 jeunes érables et frênes ont été […]