Miara-misalahy ireo tomponandraikitra samihafa hijerena ny vidim-bary taorian’ny toromarika nataon’ny filoham-pirenena, ny alarobia teo. Namory ireo mpivarotra mpamongady ao Toamasina ny tomponandraikitra, ny talem-paritry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (DRIC) Atsinanana. Nisy ihany koa ny dinika niarahana tamin’ireo mpandraharaha mpanafatra entana ao Toamasina, ny talata teo. Filamatra ao […]
Other News
Toekarena manga: 1 254 000 euros hampiroboroboana ny jono
Voafaritra omaly, teny Nanisana, nandritra ny fivorian’ny komity miandraikitra (Appui sectoriel) ireo sehatrasa hampiasana ny famatsiam-bola hanohanana ny jono, araka ny fifanarahana ara-jono eo amin’i Madagasikara sy ny Vondrona eoropeanina (UE) andiany faharoa. Mitotaly hatrany amin’ny 1 254 000 euros ny volan’ny komity miandraikitra hanatanterahana ny tetikasa amin’ity taona ity. Hita ao […]
Toliara: maro ireo resy lahatra manohana ny tetikasa Base
Fantatry ny fanjakana ny fampandrosoana hoentin’ny tetikasa Base Toliara matoa nekeny ny hanokafana azy indray. Mihamaro ihany koa ny vondron’olona resy lahatra manaraka azy any Toliara. Maro ireo mankasitraka ny fisokafan’ny orinasa Base Toliara indray, any Atsimo Andrefana. Anisan’izany ny olobe any an-toerana, i Lizanty Emile, nilazany fa niady mafy […]
Ratsietison Jean-Jacques: “Namadika ny tolona ny vondrona Firaisankina”
“Nahatonga ny kolektifan’ny kandidà 10 (C10) niparitaka tamin’ny 2023, fifidianana filohan’ny Repoblika, namadika ny kandidà Ravalomanana Marc: nandefa ny olona handeha hifidy”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antoko Fahefa-mividy izao no ilain’ny Malagasy (FMI-Ma) izay mpikamban’ny Kolektifa an’ny Malagasy ary kandidà filohan’ ny Repoblika, Ratsietison Jean-Jacques, taona 2023, manoloana ny […]
Indray mijery
Nanome tohana ara-bola hoentina mikarakara ny atrikasa ho fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambony, hotanterahina ny 23 sy 24 janoary ho avy izao, ny Direct Aid. Manamarika ny fitohizan’ny fiaraha-miasa sy ho fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana ambony eto Madagasikara izany. Mitohy hatrany ny fitsinjarana ireo fanampiana nanoloana ny voina haintrano tao […]






