Other News

FANTINA sy FINTINA

Nitsidika ny any Sava ny Filoham-panjakana mivady, omaly. Nanolotra ordinatera miisa 100 sy « Connexion internet » maimaimpoana ho an’ireo mpianatry ny oniversite any Antalaha izy ireo. Eo koa ireo fiara be « Bus » miisa roa. « Miasa ireo minisitra ireo na inona na inona resahina any anaty tambajotran-tserasera », hoy ny Filoham-panjakana. Hanomboka amin’ny fomba […]

Depiote Randrianasolo Nicolas; « Maro no efa nahazo tombony … »

Naneho ny fomba fahitany ny toe-draharaham-pirenena misy amin’izao fotoana izao ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas, omaly, nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety teny Antanina­renina. Nambarany fa mifamahofaho ny resaka politika amin’izao fotoana izao. Marobe rahateo ireo zavatra tsara ho fantatry ny vahoaka malagasy. « Ny filoha teo aloha Andry Rajoelina sy […]

Milalao afo ?

  Hafahafa ny fizotry ny raharaham-pirenena ankehitriny. Tsy hay mazava ny tena fandehany. Ny ao anatiny toa resy lahatra fa miroso ny dia. Manga ny lanitra ato anatiny sy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Tsy takona afenina fa efa miseho sehatra any ivelany rehetra any ny Filoham-panjakana. Mandeha sy mizotra araka […]

Tsy fisitrahana diplaomaty : Mamaly bontana ny Frantsay!

Mitsipaka marindrano ny fiampangana ny diplaomatiny miasa eto Madagasikara ry zareo frantsay. Nampanantsoina tany amin’ny Quai d’Orsay, ny mpirakidraharaha malagasy, miasa ao amin’ny masoivoho any Paris. Mazava ny an-dry zareo Frantsay: tsy mikasa, tsy mandray anjara, tsy tafiditra amin’ny raharaha fikasana hanakorontana ny fitondram-panjakana eto Ma­da­gasikara izy ireo. Ho setrin’ny […]