Naratra mafy ka voatery nentina teny anivon’ny hopitaly, namoy ny ainy, ny lehilahy iray nanasaraka ady tao Andranomadio 11/43, kaominina Toamasina, ny alin’ny 1 janoary teo. Tao anatin’ny hafanam-po, teo am-piandrasana ny taona vaovao, nitrangana fifampikasihan-tanana teo amin’ireo vatan-dehilahy tsy nifankahazo hevitra tao amin’io fokontany io, tamin’ny 8 ora alina. […]
Other News
Variana namboly ny rainy : Zazakely maty tao an-davadrano
Mahaontsa! Raha variana namboly ny rainy, niara-latsaka tao an-davadrano ny zaza mianadahy teny Anosiala Ambohidratrimo. Maty ilay vavikely, avotra kosa ny anadahiny. Zaza herintaona sy telo volana, maty tsy tra-drano latsaka tao anatina lavadrano, tao Ambony Atsimo, fokontany Fiakarana, kaominina Anosiala, distrikan’Ambohidratrimo, ny 30 desambra teo. Nanao ny asa fambolena […]
03 janoary 2025
Tir en l’air du 03 janvier 2025
Guide du week-end
Atelier de broderie à la fondation H Pour commencer son programme de janvier, la Fondation H propose demain à Analakely un atelier de broderie animé par l’artiste plasticienne Carine Ratovonarivo, l’une des 22 artistes participant à l’actuelle grande exposition de la fondation H intitulée « Memoria récit d’une autre histoire ». Ecodesigner […]






