Other News

Federasionin’ny Taekwondo : Tsy nahazo fanasana tamin’ny fiofanana

Hifarana anio ny seminera momba ny fitsaboana ara-pana­tanjahantena sy ny “dopage”, eto amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina, izay natao nanomboka ny alatsinainy lasa teo, tetsy Mahamasina. Nahazo fanasana avokoa ireo taranja ara-panatanjahantena maro, ankoatra ny Taekwondo WT. Rehefa natao ny fanadihadiana, nilaza ny eo anivon’ny Komity olympika malagasy (Com), fa […]

Fifidianana ben’ny Tanàna Antananarivo: Mitarika ny kandidà Harilala Ramanantsoa

Mivoaka tsikelikely ny vokatra avy amin’ny Ceni. Ho an’ny eto an-dRenivohitra, mitarika vonjimaika ny kandidà Harilala Ramanantsoa. Mitarika vonjimaika ny kandidà Harilala Rama­nantsoa, ho an’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina eto Antana­narivo Renivohitra. Manana salanisa 48,01% izy, araka ny fironam-bokatra navoakan’ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni), omaly hariva. […]

TARATRY ny KANTO

Tanterahina rahampitso tolakandro, eny amin’ ny CCEsca Antanimena, ny « Joy& Mercy ». Fampi­se­hoana evanjelika iarahana amin’ny antokom-pihira The Singers of Jesus izy ity. Ho hita ao avokoa ireo hira nahafantarana ity antokom-pihira ity. Hisy ihany koa ny zava-baovao nomanin’izy ireo ho an’ny mpankafy azy mandritra io fampisehoana io. Mbola vitsy ihany […]

Madagaslam : Mitohy hatrany ny fampivelarana ny Slam

Ny eny amin’ny Cercle Ger­mano Malagasy (CGM) Ana­lakely sy eny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba indray no handray ny Madagaslam section Tanà, amin’ity anio ity. Hetsika maro samihafa mifantoka amin’ny Slam poésie no ho hita mandritra izany. Ani­san’izany ny atrikasa fanora­tana, misy ihany koa ny sehatra ahafahana maneho ny […]

Kabary – Fi.Mpi.Ma : Notokanana ny sampana Djibouti

Omaly 13 desambra 2024, tamin’ny 9 ora maraina. Notan­terahina tao amin’ny « Bibliothèque et Archives Nationales » ao Djibouti, ny lanonana goavana nanatanterahina hetsika telo momba ny kabary. Lanonana fitokanana ny sampana Fikam­banan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma). Famoahana ireo mpiofana andia « Santatra » ary fanokafana ny taom-piofanana 2025 – 2026. Taorian’ny fanatanterahana ny […]