Une vie, un état d’esprit
Other News
Muay Thaï- Taona 2025 : 30 mianadahy hitiliana ho ekipa nasionaly
Ho fiatrehana indray ny taom-pikatrohana 2025, ho an’ny taranja Muay Thaï, namoaka lisitra izay hitiliana ny handrafitra ny ekipa nasionaly ny Tale Teknika nasionaly, Razanajatovo Gildas, tamin’ity herinandro ity. Nambaran’ ity Tale Teknika Nasionaly ity fa ireo no vonona hiatrika ny taona 2025, indrindra ny eo amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena. Tamin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Nandrombaka medaly volamena, Raharvel Jonathan, nandritra ny fifaninanana natokana ho an’ny Oniversite, tany Budapest, Hongrie. Teo amin’ny 100 m brasse no nifaninanany, izay notanterahina ny faran’ny herinandro teo. Hotanterahina ny 7 sy 8 desambra izao, eny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny “ligue en fête”, karakarain’ny ligin’Analamanga ny taranja basikety. Nisy […]
Cosafa U17 vehivavy : Hifandona ny Barea sy ny ekipan’i Namibie
Hotanterahina anio, manomboka amin’ny 11 ora antoandro ao amin’ny kianja Johannesbourg, Afrika Atsimo ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika taranja baolina kitra, sokajy U17 vehivavy na ny Cosafa. Hifanandrina amin’izany ny Barea de Madagascar sy i Namibie, ho an’ny sokajy “B”. Efa any […]
Tsipy kanetibe – «Mondial 2024»: hifanandrina amin’ny «tirs de précision» i Zigle sy i Rocher
Hanomboka anio ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe sokajy «sénior» lehilahy. Hiady izany anaram-boninahitra izany ny Malagasy. Efa any an-toerana ireo mpilalao efatra mirahalahy, Racle, Tiana kely, Donald ary i Zigle. Hitodika ao Zenith Dijon, Frantsa avokoa ny mason’ny mpitia fanatanjahantena rehetra manomboka anio, indrindra ireo mpankafy […]






