Other News

Itaosy: Mpiasan’ny banky nangalatra vola 4 miliara Ariary

Nahodinkodin’ny lehiben’ny banky iray eny Itaosy ny vola mitentina 4 miliara Ar an’ny mpanjifan’io banky io. Tonga nametraka fitoriana ireo niharan’ny halatra sy ny fanodinkodinam-bola. Misy amin’izy ireo no nindrana, nisy kosa nametraka vola tao amin’io banky io. Niakatra teny anivon’ny fampanoavana ny raharaha ka ireo mpanjifa tonga hijoro vavolombelona […]

Kandidà Harilala Ramanantsoa: Manana tetikasa tena ilain’ny vahoaka eto Antananarivo Renivohitra

Maro ireo vinan’asa kasain’ireo kandidà hotanterahina mandritra ny fe-potoam-piasany amin’ny maha ben’ny Ta­nà­na azy. Misy anefa ny vina fohy ezaka ao anatin’izany noho ny zava-misy iainan’ny va­hoaka. Raha ho an’Antana­na­rivo Reni­vohitra manokana, laharam-pahamehana ny rano fisotro madio sy ny jiro, izay tena mam­­pijaly ny rehetra ankehitriny. Eo ihany koa ny […]

Fiatrehana fifidianana: mikasa ny hanara-maso biraom- pifidianana 2 455 ny Safidy

“Ho an’ny fifidianana kaominaly sy monisipaly amin’ity, mikasa ny hanara-maso biraom-pifidianana miisa 2 455 miparitaka amin’ny kaominina 205, mandrakotra ny faritra 23 sy distrika 120 eto Madagasi­kara ny Safidy”. Hoy ny Safidy, novakin’ny mpitondra teniny, Razanamahefa Désirée Marie Stella, teny Ambatonakanga, omaly. No­safidina arakaraka ny habetsahan’ny mpifidy ao aminy ireo kamonina ireo. […]

Fandaharanasa Mifampitsimbina : hizarana fanampiana ny tokantrano marefo

Manatanteraka ny toky nomeny ny filoha, Rajoelina Andry. Nantomboka omaly, ny fandaharanasa ”Mifampitsimbina”. Hahazo ny anjarany ny tokantrano marefo isaky ny renivohi-paritany. Notanterahina omaly teny kianja ANS Ampefiloha ny fanombohana ny fandaharanasa “Mifampitsimbina”. Nanokatra izany ny filohan’ny Repoblika malagasy, Rajoelina Andry. Nanotrona azy ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina […]

TARATRY ny KANTO

Hitohy ao Paris ny hetsika fanomezam-boaninahitra sy fahatsiarovana an’i Ninie Donia. Hifamo­toana ny sabotsy izao ireo mpanakanto sy ireo mpankafy ny mozika malagasy any an-toerana. Hitarika ny hetsika ireo mpitendrin’i Ninie Donia hatramin’izay, ampian’ny tarika Tsivahiny, Toto Mwandjani, Tearano, Blilo, Booshirany, Maurena, Shao Boana, Hazolahy, Anderson Jaojoby, Flavien Rotsaka, sns. […]