Other News

Iarivo Mandroso : Tanjona ny hamerina ny hasin’Iarivo

« Hanova sy hitondra fampandrosoana ho an’ny tanànan’ Antananarivo no tanjonay», hoy i Lalatiana Ravolo­lomanana, mpanolotsaina mi­ray lisitra amin’ny kandidà Ndriana Razanamasy mirotsaka ho fidina ben’ny Tanàna eto Antananarivo. Nisy ny fihaonana ho an’ny mpanao gazety nataony omaly, teny amin’ny birao fiasany, teny Analakely. Tao anatin’izany no nitaterany ny zava-bitan’izy ireo […]

Mila samy mitandrina

  Efa avy matetitetika izao ny orana. Manomboka mahavelombolo ny mijery ny manodidina ny Renivohitra. Miverina mihamaitso tsikelikely ny tampon-kavoana avy nodoran’ireo tsy mataho-tody. Manomboka mikoriana ny rano avy any an-tampon-tendrombohitra isan-karazany. Miakatra tsikelikely ny loharano izay efa kina tanteraka nandritra ny volana vitsivitsy. Eny e! mbola manjavona aloha ny […]

Antananarivo Renivohitra : manohana ny kandidà Harilala Ramanantsoa ny antoko Avi

“Vehivavy ihany no mahafantatra ny marary ny zanany ka vonona izahay hanohana an’i Harilala Ramanantsoa”, hoy ny antoko Asa vita ifampitsarana (Avi). Nivoaka tamin’ny fahanginany Ratsirahonana Lala Norbert. Nanao fanambarana teny amin’ny foibe toerany eny Antsaha­vola ny antoko Asa vita ifampitsarana na ny Avi, omaly. Nilaza ny mpitarika fa manohana […]

Vehivavy voaroba teo Tsiadana: voatazona eny Antani-mora ilay voarohirohy

Nohazonina vonjimaika any Antanimora, omaly, ilay voarohirohy ho nandroba sady nikasa hanolana vehivavy iray teo Tsiadana, Boriborintany faharoa. Hamonjy fodiana, nosakanan’ny telo lahy ny renim-pianakaviana iray teny an-toerana, ny zoma 29 novambra tamin’ny 9 ora alina. Tsy nisy na inona na inona teny aminy fa finday tsotra niampy ny kapa […]

Ankizy roa namoy ny ainy : telo mianaka notetezin’ny kamiaobe tapaka hisatra

Maty tsy tra-drano ny ankizilahy mpiray tampo vokatry ny lozam-piarakodia mahatsiravina nitranga tao Ankazon­dra­no Fianarantsoa, omaly to­lakandro. Notrongisin’ny ka­miaobe iray tapaka hisatra ny moto nentin’ny raim-pianakaviana iray niaraka tamin’ireto zanany roa lahy. Hanatitra ireo zanany hianatra ity raim-pianakaviana ity kanjo izao tra-doza tampoka izao izy telo mianaka. Raha ny fampitam-baovao […]