Voasambotra ny sabotsy 30 novambra teo, ny fahatelo tamin’ireo olon-dratsy tompon’atoka tamin’ny fandrobana Cash point teny Manjaka Ilafy. Nanaovan’ny polisy fanadihadiana lalina ny momba io tranga fanafihana toeram-pandefasam-bola amin’ny alalan’ny finday teny amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy io. Naharatrana renim-pianakaviana iray nandritra ny fandrobana nataon’ny jiolahy mitam-piadiana, ny 30 aogositra lasa […]
Other News
Nanadio lavadrano teny Ankaraobato : lehilahy maty sempotry ny entona
Namoy ny ainy noho ny hasemporana ny lehilahy iray nanadio lavadrano tao amin’ny kaominina Ankaraobato, omaly maraina. Nifamonjena izy saingy tsy tana ny ainy. Maty am-perinasa ny lehilahy iray, mpiady fantsakana, omaly. Sempotra tao anaty lavaka izy, araka ny fitantaran’ny mponina eny amin’ny fokontany Morarano Ifarihy, kaominina Ankaraobato. Tra-doza teo […]
03 desambra 2024
Tir en l’air du 03 décembre 2024
Livio Ratianarivo: « Le basketball 3X3 malgache se trouve déjà dans le plus haut niveau»
Livio Rocheteau Ratianarivo est élu meilleur joueur de la Coupe d’Afrique de la Fiba 3X3, ce week-end au Palais des sports Mahamasina. Juste parce qu’il est le meilleur marqueur de la compétition avec 53 points inscrits, joueur avec la meilleure évaluation (70,1), joueur ayant inscrit le plus de 2 points […]






