Nisongadina indray ny Malagasy mpilalao tenisy, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nanao pao-droa mantsy Rajaobelina Iriela, nandritra ny “Circuit J30 Abidjan”, sokajy junior, vehivavy. Fihaonana natao tao amin’ny Kianja international Tennis Club de Sofitel ao Côte d’Ivoire. Raha tsiahivina, nandrombaka ny amboara ny olon-tokana sy olon-droa izy. Efa vonona tanteraka […]
Other News
Baolina kitra – PFL : Klioba telo tsy vonona ny hifaninana
Araka ny voalazan’ny loharanom-baovao iray, omaly, fantatra izao fa klioba telo no tsy mbola naneho ny fahavononany hifaninana amin’ity fifaninanam-pirenena “Pureplay Football League (PFL)”, taranja baolina kitra ity. Anisan’izany ny ASA Diana, sy ny FC Theo ary ny 3FB Toliara. Raha ny fanazavana azo, efa dila ny fotoana tokony handoavan’izy […]
«Mondial 2024» : Vonona ny ekipa malagasy amin’ny tsipy kanetibe
Ao anatin’ny tsipika farany amin’ny fanomanan-tena hiatrehina ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe ny ekipa malagasy, ankehitriny. Fametrahana ny paikady sisa ataon-dry zalahy. Vonona tanteraka ireo mpilalao hiatrika izany fihaonana an-tampony izany. J-10 amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy olon-telo miaraka, lehilahy, […]
TARATRY ny KANTO
Ao anatin’ny fahavaratra tahaka izao no hamoronan’ny mpihiragasy ny renihira. « Tsy maintsy omena hira vaovao ny mpijery hiragasy. Raha tsy mahavita izany ny tarika mpihiragasy iray, sarotra ho azy ny ahita na ny hanao adin-kiragasy », hoy i Dadafara Ramilison. Ny asa famoronana tahaka izany no anisan’ny mampisy aina ny tontolon’ny […]
Serge GPE sy tarika Lay : raikitra ny « Mi-Rock and Folk »
Seho tsy fahita firy! Hotanterahina ao amin’ny La Cabane Andavamamba, ny sabotsy 7 desambra izao, manomboka amin’ny 5 ora hariva ny «Mi-Rock and Folk», ahitana ny tarika Serge GPE sy ny tarika Lay. Samy hanao ny hirany izy ireo. «Ankoatra ireo hira nahafantarana anay hatramin’izay, amin’io fotoana io ihany koa no […]






