Other News

Ambatovy: Tanàna 5 any Andasibe nahazo famatsian-drano miisa 10

Mandray anjara amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ny mponina ny tetikasa Ambatovy, amin’ny maha orinasa tomponandraikitra azy. Nisitraka rano fisotro madio ny mponina any Andasibe. Tany an-tsaha, sady tsy azo antoka ny fahadiovan’ny rano fi­sotron’ny mponina sasany any amin’ny fokontany ao anatin’ny kaominina Andasibe, distrika Moramanga. Voavaha ny olana, satria nanamboatra fotodrafitrasa […]

TARATRY ny KANTO

Hoentina any Antsirabe ny Mampangidihidy « Z ». Teatra poetika nosoratan’i Avelo Nidor, anisan’ny maro mpankafy izy ity ka izay no nahatonga ny Faribolana Sandratra Betafo hikarakara ny hetsika. Ao amin’ny Tranoben’ny serasera sy ny kolontsaina Akon’Ankaratra no hanatanterahina izany ny sabotsy 23 novambra izao manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Mbola tsy […]

Filamatra Matokia : «Faly aho niaro ny voninahitr’i Madagasikara»

Namirapiratra teo amin’ny iraisam-pirenena indray ny zavakanto malagasy. Rariny raha toa ka fitsenana manetriketrika no natao an’i Filamatra Matokia, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, oma­ly. Tonga maro ireo mpitsena, izay efa mpankafy sa­hady an’i Filamatra Matokia. « Falibe aho fa afaka niaro ny voninahitr’i Madagasikara, ka nitondra ny amboara nody. Sarotsarotra tamin’ny […]

Opération Bokiko : tanjona ny hampahafantatra ireo tranomboky

Toerana ahitana fahalalana sy fahaizana maro samihafa ireny tranomboky ireny. Somary very anefa ny maha izy azy ireny ankehitriny. Izany indrindra no tanjon’ny hetsika “Salon du livre en milieu rural”. Tanterahina any amin’ny Kaominina Andriam­pa­maky, ny 22 novambra 2024, ny hetsika “Salon du livre en milieu rural”. « Ny tranomboky sy […]

Fotoam-piotazana letisia 2024-2025 : nihena ho 28 ny mpanondrana vokatra tamin’ity taona ity

Efa ao anatin’ny fotoam-piotazana letisia ny eto Madagasikara, amin’izao fotoana izao. Somary nahitana fihenana ny vokatra miakatra sy ny mpanangom-bokatra tamin’ity taona ity. Lasa aloha loatra kosa ny fahamasahan’ny vokatra eny an-tsaha. Nosokafana ny 12 no­vambra tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro teo, ny taom-piotazana ny letisia eto amin’ny Nosy. […]