Raikitra ny fifaninanana «Muay Thai Tournament», hotanterahina ny sabotsy 23 novambra izao, eny amin’ny Dojo Henri Fraise Ankorondrano. Ady 15 no hitranga ary anisan’ny tena andrasana ny fifandonana eo amin’i Nounours (GISL) sy i Panda (DAM), eo amin’ny Main Event. Ankoatra izay, ady hafana ihany koa ny fihaonana eo amin’i […]
Other News
Judo – «Open de Dakar»: Malagasy mpikatroka telo hifaninana
Hanomboka anio ary hitohy hatramin’ny 23 novambra, ny fifaninanana «Open d’Afrique de Dakar», taranja Judo, tanterahina any Dakar. Tsy diso anjara amin’ity fifaninanana ity, i Madagasikara fa manana solontena 3 mirahavavy. Ahitana an’i Benandro Andriamahadiso Roumaica Riantsoa (Ica Rabesa), sokajy Juniors sy Seniors -57 kg, Ramorasata Idealisoa Miangalihanta, sokajy Juniors […]
Baolina kitra – diviziona I : nahemotra amin’ny herinandro manaraka ny fifaninanana PFL
Tsy hatao amin’ny faran’ny herinandro io indray ny andro voalohany amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taom-pilalaovana 2024-2025. Maro kosa ireo zava-baovao hita anatin’ity fifaninanana nasionaly ity. Araka ny fanadihadiana natao omaly, fantatra fa hahemotra amin’ny faran’ny herinandro manaraka indray ny fifanintsanana nasionaly «Pureplay Football League (PFL)», taranja baolina […]
FANTINA sy FINTINA
Nahaliana ny Solombavambahoaka ny famelabelarana nataon’ny Fid (Fonds d’Intervention pour le Développement), omaly, teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Nangatahan’ireo depiote fanazavana ny momba ny fanaovana sivana ireo tokony hisitraka ny tolotra ataon’ny Fid, nanolotra soso-kevitra koa izy ireo ampahafantarana azy ireo sy ny tomponandraikitra eny an-toerana rehefa misy hetsika atao any […]
Antananarivo Renivohitra: Hiasa mandritra ny roa volana ny PDS
“Roa volana fotsiny aho no eto”, hoy ny filohan’ny delegasiona manokana vaovao, kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), Alexandre Georget, teny amin’ny lapan’ ny Tanàna, Antananarivo Renivohitra, Analakely, omaly. Taorian’ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny sekretera jeneralin’ny CUA, Andrianambony Clara Michel Nala. Miandry izay ho ben’ny Tanàna vaovao voafidim-bahoaka afaka roa volana […]






