Other News

SOMBIM-BAOVAO

Notanterahina ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny kianjan’ny Camp Nou, ny “El Classico 2023” any Espagne. Lavon’ny Real Madrid, tamin’ny isa 2 no ho 1, ny FC Barcelone. Baolina tafiditr’i Bellingham, mpilalao Real Madrid no nitondra fandresena ho an’ireo Madri­lenina. Eo amin’ny laharana voalohany, araka izany, ny Real Madrid. Lavon’ilay […]

Basikety-“stage level 1” : Mpitsara 15 misitraka fiofanana

Niatrika fiofanana omen’ny FIBA Afrika, nanomboka ny sabotsy 28 oktobra lasa teo, ny Malagasy mpitsara 15 mianadahy. 8 amin’izy ireo avy any amin’ny faritra ary ny 7 kosa avy eto Analamanga. Fiofa­na­na haharitra hatramin’ny ra­hampitso talata 31 oktobra, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Ma­nam-pahaizana avy eo anivon’ny FIBA, i Leslie […]

TARATRY ny KANTO

Logos Hope. Nigadona tao Antsiranana, ny faran’ny herinandro teo, ny Logos Hope, sambo famakiam-boky sy mivarotra boky lehibe indrindra, izay mitety firenena maro. Hatramin’ny 12 Novambra moa izy no hijanona ao an-toerana, ka azon’ny rehetra tsidihina. Maimaimpoana izany ho an’ny ankizy latsaky ny 12 taona. Efa madiva hifarana ny « Festival […]

Fondation H : mitombo ny fotodrafitrasa ho an’ny haikanto

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, ny lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny efitrano famakiam-bokin’ny Fondation H, Ambatomena. Ivontoerana anisan’ny manome lanja sy mampiroborobo ny haikanto sy ny kolontsaina maro samihafa. Mampiavaka ity fotodrafitrasa vaovao ity ny fanasongadinana ireo asasoratra mahakasika ny haikanto ankehitriny. Maro ireo mpahay kanto niara-nisalahy tamin’ny fanatontosana ity efitrano […]