Other News

Fotoanan’ny fandavantena !

  Mahavariana ny zava-misy ! Inona ary ny olana ho an’ity Madagasikara malalantsika ity? Mahavariana ny fampijaliana vahoaka ataon’ny sasany. Nanaitra ny nahita ny filazan’ny praiminisitra fa tsy maintsy havoaka faran’izay aingana ny fitaovana hamokarana herinaratra. Efa oviana anefa ireo no nihitsoka tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasiana? Amam-bolana ny valiny. Niniana tsy […]

Fifidianana ben’ny Tanàna : hitondra am-bavaka ny kandidà ny FFKM

Hivavaka ho an’ny kandidà sy ny fifidianana ireo raiamandreny am-panahy ao amin’ny FFKM. Hotanterahina rahampitso ny anjaran’Antananarivo Renivohitra. Hisy ny hafatrafatry ny raiamandreny. Ha­na­tan­teraka fiombonam-bavaka ho an’ny firenena sy ny mpikirakira fifidianana eto Antananarivo Renivohitra ny eo anivon’ny FFKM. Hotan­terahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana izany rahampitso, alakamisy 14 novambra […]

Migadra mandra-pahafaty : mpirahalahy namono ny ray aman-dreniny

Niakatra fitsarana, omaly, ireo mpirahalahy, nilaza fa noentin-javatra ka namono ny ray aman-dreniny sy ny zandriny. Voa­sazy higadra sy manao asa an-terivozona mandra-pahafaty izy ireo. Hafa kely, tsy faheno matetika….! Notsaraina teo anivon’ny sampam-pitsarana misahana ny ady heloka bevava tany Toama­sina, ny zoma 8 novambra lasa teo, ireo mpiray tampo […]