Tsy nitsanga-menatra ny klioba mpikarakara tamin’ny andiany voalohan’ny fifaninanana “Fight Cage”, notontosaina teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Taranja Jiujitsu Breziliana, pancrace ary K1 no nitranga nandritra izany. Teo amin’ny Jiu-jitsu, voahosotra ho ekipa mendrika ny Guerreros, mpikarakara, ary azon’i Riano (Guerreros) sy i Tafita (Guerreros) ny […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana ny faran’ny herinandro teo, tany Mahajanga, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Taekwondo WT. Nisongadina ny ligin’Analamanga, izay nandrombaka medaly volamena miisa 81. Hatramin’izao, ny fifaninanana nasionaly ihany no azon’ny Federasiona atao. Satria, tsy mbola nahazo ilay “code” iraisam-pirenena hahafahana mandefa atleta any amin’ny fifanintsanana iraisam-pirenena izy ireo. […]
Klioba RCTS: hisokatra amin’ireo taranja hafa
Nankalazaina ny alahady lasa teo, teny Imamba, ny faha-12 taonan’ireo mpanohana sy mpiara-miasa amin’ny klioba Rugby club tanora Soavimasoandro (RCTS). Ho fanamarihana izany, notokanana tamin’ny fomba ofisialy, teny an-toerana, ny kianja basikety, izay sady afaka hilalaovana volley-ball sy handball ary ny mini-foot. Nambaran’ny filohany, Andrianarisoa Avotra, fa hivelatra amin’ny taranja […]
Handball – “IHF Trophy cadet” : raraka ny Akio de Madagascar
Tsy afaka manohy ny diany intsony ny Akio de Madagascar, sokajy cadet, eo amin’ny fiadiana ny “IHF Trophy”, taranja handball. Faharesena fanindroany no azon-dry zalahy. Mbola lavon’i Guinée indray teo amin’ny andro faharoa ho an’ny fifanintsanana isam-bondrona. Tsy mihiratra ho an’ny Akio de Madagascar, sokajy cadet, mihitsy ny masoandro eo […]
Orange Madagascar : manome tolotra Wifiber sahaza ny rehetra
Manome tolotra vaovao ho an’ny mpanjifa indray ny Orange Madagascar. Nampahafantarina omaly, tetsy Soarano, ny tolotra Wifiber mizara ho sokajy roa. Sahaza ny daholobe sy olon-tsora ary hita manerana ny Nosy ireto tolotra vaovao ireto. Misanda 49 000 Ar isam-bolana, ahazoana tanjaka 100Go amin’ny internet ny tolotra Wifiber Go arahina fifanarahana […]






