Other News

Akora fototra: nihena ho 260 000 t ny vokatra katsaka

Miseho isan-taona ny tsy fahampian’ny akora fototra fanamboarana provandy, toy ny katsaka. Anisan’ny voakasik’izany ny fiompiana akoho manatody lava sy fakana nofo. Misedra olana ny seha-pihariana akoho! Tsy ampy ny akora fototra atao sakafo, indrindra ny katsaka. Araka ny antontanisa avy any amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, nihena ho […]

TARATRY ny KANTO

Ho avy eto Madagasikara i Amine Radi. Mpanao hatsikana maraokanina, monina any Frantsa izy. Hisy fampisehoana hataony ny 13 desambra izao, eny amin’ny CCI Ivato, izay karakarain’ny Ami Vision Madagascar. Irony hatsikana miendrika video miparitaka amin’ny tambajotran-tserasera irony no tena nahafantarana an’i Amine Radi. Anisan’ireny ny nanaovany ilay hoe “Quand […]

« Beatbox Battle Madagascar »: tompondaka fanindroany i Kelly West

Fredo Rakotondrina, fantatry ny maro amin’ny anarana entiny miantsehatra hoe Kelly west, no nahazo ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana “Beatbox Battle Ma­dagascar 2024” teo amin’ny sokajy Solo. Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Cercle Germano Malagay (CGM) Analakely, ny dingana famaranana tamin’izany. Araka ny nambaran’ny mpikarakara, efa tena ambony […]

“Makua Festival Music” : nomem-boninahitra ireo nitondra avo ny zavakanto

Fahombiazana tamin’ny lafiny rehetra. Ankoatra ny fampisehoana izay tena nalaza, nanome voninahitra ireo mpanakanto sy ireo olon’ny zavakanto, nanandratra ny mozika avy ao Toamasina ihany koa ny “Makua Festival Music”. Fankasitrahana hatraiza hatraiza. Mendrika izany i Shyn sy Denise sy ireo niara-nisalahy tamin’izy ireo tamin’ny fanatontosana ny andiany voalohany tamin’ny […]

Iray volan’ny hetra : fanamorana ny fandoavan-ketra, tsy misy sazy ho an’ny taona 2021

Hifarana ny 7 No­vam­bra hoavy izao ny iray volan’ny he­tra natao teto An­ta­na­narivo Renivo­hi­tra. Misy ny fiaraha-miasan’ny Kaomi­nina An­ta­nanarivo Renivohitra sy ny avy ao amin’ny DRI «Administration Fiscale» sy ny «Trésor public» nahafahana nanao izany. Tanjona amin’ity hetsika iray volan’ny hetran-tra­no ity ny hamerenena ny rehetra ao anatin’ny fahatsiarovan-tena ho […]