Anisan’ny fotoan-dehibe ho an’ny “World Poetry Slam Championship” ny anio. Efa vonona tanteraka ny solontena malagasy hiatrika izany. Tanterahina anio ny dingana manasa-dalana amin’ny “World Poetry Slam Championship”, andiany fahatelo, atao ao an-drenivohitr’i Togo. Firenena 25 no tafita amin’izany dingana izany ary anisan’izany i Madagasikara amin’ny alalan’ Andrianahy Bastino na […]
Other News
Hakanto Contemporary: hanao fampirantiana i Benjamin Loyauté
Hanatanteraka fampirantiana eny amin’ny Hakanto Contemporary Ankadimbahoaka, ny 23 novambra 2024, i Benjamin Loyauté. “Four seasons” no anarana nampitondraina ity fampirantiana ity. Mandritra izany no hampahafantaran’i Benjamin Loyauté ny maha izy azy eo amin’ny sehatry ny zavakanto. Hanehoany ihany koa ireo zavakanto novokariny nandritra ny fandalinana nataony teto Madagasikara sy […]
Mitohy ny fandraisana ny sanganasa: fifaninanam-pirenena momba ny literatiora
Ho fampiroboroboana ny teny malagasy. Mikarakaraka fifaninanam-pirenena momba ny literatiora ny eo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. “Mitohy ary tsy hifarana ny fandraisana ny sanganasan’ireo mandray anjara raha tsy ny voalohan’ny volana janoary 2025”, hoy ny tomponandraikitra. Sokajy telo no hanatanterahina ny fifaninanana : tantara foronina, tantara fandefa amin’ny radio […]
Fitohizan’aina: Voky lainga ny taranaka
Firenena maro maneran-tany no miaro fatratra ny tantarany, ny fombany sy izay momba azy rehetra. Tsy mba tahaka izany ny Malagasy. Maro tsy tambo isaina ny tantarany no diso. Tsy vitsy ireo fombany no novaina. Atombaka eo imasony ny karazana hatsanga tsy aman’orana fa ataony telimoka… Miainga any amin’ny ankohonana, […]
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny vaovao niely manerana ny tambajotran-tserasera, omaly, fantatra fa efa mpilalao ofisialin’ ny Paris FC France, diviziona faharoa, i El Hadari, lohalaharan’ny Barea de Madagascar, amin’izao fotoana izao. Tsiahivina moa fa mpilalao niainga tao amin’ny Ajesaia izy ary ny klioban’ny St Michel United Seychelles no nilalaovany farany. Efa miomana […]






