Velon-taraina ireo manana olana ara-tany any Nosy Be ka niakatra teny amin’ny fitsarana raha ny nambaran’ireo niharan’izany. Anisan’izany ny tompon’ny tany, i Charles, raha nilaza fa nandresy hatrany izy ireo tamin’ireo raharaha ara-pitsarana nifanolanany amin’ ireo mibodo ny taniny ao amin’ ny fokontany Ambonara. “Nofoanan’ny fitsarana avokoa anefa ireo didim-pitsarana […]
Other News
Politika sy fitantanana : nitombo ny tahan’ny vehivavy
“Raha ny tahan’ny fandraisana anjaran’ny vehivavy eo amin’ ny fanapahan-kevitra amin’izao: 12 amin’ireo minisitra 29 na 41,6% ao anatin’ny governemanta, 27 amin’ny depiote 163 na 16% ao amin’ny Antenimierampirenena”. Io ny fanazavan’ny filohan’ny Filankevi-pirenen’ny vehivavy eto Madagasikara (CNFM), Andriamasy Marie Estelle, tamin’ny atrikasa nandinihana ny hampiakarana hatrany ny tahan’ny fandraisana […]
Rakotoamboa Jean-Louis: “Tsy hahavita inona ny mpanohitra”
Nitondra ny heviny manoloana izao hiatrehana ny fifidianana ben’ny Tanàna izao ny eo anivon’ny antoko Teza. Manahy izy ireo fa ho sarotra ho an’ny mpanohitra ny fitantanana eto an-dRenivohitra na ho voafidy aza. “Mety ho voafidy ny mpanohitra, fa tsy hahavita na inona na inona”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filoha […]
VAOVAO TAMBATRA
Niverina nihazo an’i Paris, omaly, ilay fiaramadina AF 934 an’ny kaompania Air France, raha tokony ho nigadona teto Antananarivo tamin’ny alina. Mbola tsy fantatra ny anton’ny zava-misy saingy andrasana ny vaovao mahakasika izany. Tsiahivina fa niainga tao amin’ny seranam-piaramanidinna Charles de Gaulle, omaly tamin’ny 11ora latsaka fahefany, ora any Paris, […]
Fanondranana jirofo : miisa 108 ireo nahazo fahazoan-dalana
Mitotaly 108 ireo mpandraharaha nahafeno fepetra sy nahazo fahazoan-dalana (agrément) hanondrana jirofo, ho amin’ny taom-panondranana 2024-2025, araka ny lisitra navoakan’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (Mic). Hita tao anatin’izay fa miisa 38 ireo tafiditra ao anatin’ny sokajy indostria raha toa ka 70 kosa ireo voasokajy ho « artisan ». Manankery […]






