Ratsy fanombohana ny Akio de Madagascar, taranja handball, sokajy cadet, teo amin’ny fiadiana ny “IHF Trophy”. Resin’i Cameroun ry zalahy tao amin’ny vondrona “A” nisy azy. Faharesena mametraka ny Malagasy eo amin’ny laharana farany, ho an’ity sokajy ity. Faharesena avy hatrany no azon’ ny Akio de Madagascar, sokajy U18, teo […]
Other News
Sombim-baovao
Nambaran-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby, omaly, tetsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, fa hanainga ny alarobia ho avy izao, ho any Ghana, ny ekipam-pirenana malagasy, Makis Ladies. Hiatrika ny fifaninanana afrikanina ho an’ny rugby lalaovin’olona fito izy ireo, ary hiady ny tapakila hifaninanana any amin’ny World Series. Fantatra avokoa ny anaran’ireo […]
Fihezama: nahomby ny “Critérium National”
Tontosa araka ny tokony ho izy ny “Critérium National”, teo anivon’ny Fihezama (Fitaizana ny herin’ny zatovo malagasy), izay natao teny amin’ny Kianja mitafo Andralanitra, ny zoma 1 novambra teo. Nambaran’ny filohan’ny Fihezama, Rakotovao Jacky Raymond, fa fahombiazana tanteraka iny hetsika iny, izay nahitana fandraisan’anjaran’ny mpikatroka 1200. Taranja haiady isan-karazany sy […]
Rugby – «XXL Top 12 Mada»: Afa-bela tamin’ny FTM Manjakaray ny Cosfa
Nivoaka ho mpandresy nanoloana ny FTM Manjakaray (Dakar) ny Cosfa (Bebaoty), nandritra ny andro fahasivy hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12 Mada”. Fihaonana nanalan’ny miaramila vela, tamin’ity indray mitoraka ity. Notanterahina teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, omaly, ny andro faha-9 hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja […]
TARATRY ny KANTO
Fotoana nanomezana sehatra ireo mpanan-talenta rehetra amin’ny fahaizana mamorona lahatsoratra sy tononkalo ary ny fahaizana miantsa izany amin’ny endrika slam tetsy amin’ny Institut français Madagascar (IFM) Analakely, ny sabotsy lasa teo. Tonga nanatrika sy nandray anjara tamin’izany ireo tanora maro. Nanentana sy nikarakara ny hetsika ny avy amin’ny fikambanana Madagaslam. […]






