Manana vina, ny hanao ny ivontoerana ao Carion ho kianja azo hampiantranoana lalao iraisam-pirenena ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra, araka ny fanadihadiana natao. Tsy maintsy hanaovana fangatahana amin’ny federasionina iraisam-pirenena (Fifa) anefa ny fahazoana izany. Manoloana ny olana ara-kianja mbola sedrain’ny ekipam-pirenena malagasy, amin’ny taranja baolina kitra, manana vina ny […]
Other News
Asan- jiolahy ao Toamasina : Lavon’ny balan’ny polisy i Coco
Ela nitoratorahana ka lavon’ny balan’ny polisy tao Tanambao Verrerie i Pascaud Edvin, fantatry ny maro amin’ny solonanarana hoe Ra-Coco, 32 taona. Tovolahy vao erotrerony saingy efa mpamerin-keloka. Raha iverenana ny zava-nitranga, natory tany amin’ny tranon- drainy ao Tanambao Verrerie izy ny alahady 19 avrily teo. Reraky ny torimaso izy, araka […]
TARATRY ny KANTO
Faha-100 taonan’i Clarisse Ratsifandrihamanana. Hisy ny antsa tononkalo, izay hatao anio amin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny Efitrano Dox, Tranombokimpirenena Anosy. Ireo aingam-panahin’ity mpanoratra ity, izay tsy mbola nivoaka, tsy mbola fandre no antsain’ireo mpikambana ao amin’ny Havatsa Upem mandritra izany. Nodimandry i Nicolas Star, mpanakanto zanak’i Fenoarivo Atsinanana, araka […]
T.Love andiany faharoa : Lasan’i Nasandratra sy i Harinala ny amboara
Tafiditra amin’ny andiany faharoa ny fifaninanana « T.Love », hitiliana izay manan-talenta amin’ny filalaovana tantara faheno amin’ny Radio (Tantara an’onjampeo). Lasan’i Nasandratra sy i Harinala ny amboara tamin’ity hetsika karakarain’ny Tapaporohana Production ity. Tontosa ny 18 avrily teo, tao amin’ny JB Amboditsiry ny fanolorana ny fanomezana avy amin’ny JB Madagascar. « Chèque Cadeau […]
Ba gasy an-gitara : Hisedra ny CCEsca ny Zandry Gasy
15 taona nisiana… fa izao vao hiaka-tsehatra ao amin’ny CCEsca ny tarika Zandry Gasy. Fanamby lehibe ho an’ny ba gasy izany. Tokony efa tamin’ny taona 2020… Saingy voatery najanona ny seho tamin’ izany, noho ny Covid. Izao kosa vao hiakatra ao amin’ny CCEsca Antanimena indray ny tarika Zandry Gasy, ny […]






