Other News

Fifanolanana ara-tany ao Nosy-Be : ahina ny kolikoly ao amin’ny fitsarana

Velon-taraina ireo manana olana ara-tany any Nosy Be ka niakatra teny amin’ny fitsarana raha ny nambaran’ireo niharan’izany. Anisan’izany ny tompon’ny tany, i Charles, raha nilaza fa nandresy hatrany izy ireo tamin’ireo raharaha ara-pitsarana nifanolanany amin’ ireo mibodo ny taniny ao amin’ ny fokontany Ambonara. “Nof­oanan’ny fitsarana avokoa anefa ireo didim-pitsarana […]

Politika sy fitantanana : nitombo ny tahan’ny vehivavy

“Raha ny tahan’ny fandraisana anjaran’ny vehivavy eo amin’ ny fanapahan-kevitra amin’izao: 12 amin’ireo minisitra 29 na 41,6% ao anatin’ny governemanta, 27 amin’ny depiote 163 na 16% ao amin’ny Antenimierampirenena”. Io ny fanazavan’ny filohan’ny Filankevi-pirenen’ny vehivavy eto Madagasikara (CNFM), Andriamasy Marie Estelle, tamin’ny atrikasa nandinihana ny hampiakarana hatrany ny tahan’ny fandraisana […]

VAOVAO TAMBATRA

Niverina nihazo an’i Paris, omaly, ilay fiaramadina AF 934 an’ny kaompania Air France, raha tokony ho nigadona teto Antananarivo tamin’ny alina. Mbola tsy fantatra ny anton’ny zava-misy saingy andrasana ny vaovao mahakasika izany. Tsiahivina fa niainga tao amin’ny seranam-piaramanidinna Charles de Gaulle, omaly tamin’ny 11ora latsaka fahefany, ora any Paris, […]