Other News

Fiarovana ny tontolo iainana: miantso ny hampiharana ny SPANB ny WWF

Firenena anisan’ireo na­nai­ky ny hampitsahatra sy hanova ny fahaverezan’ny tontolo voajanahary mialoha ny taona 2030, izay tafiditra indrindra ao anatin’ny cadre mondial pour la biodiversité de Kunming-Montréal en 2022, i Madagasika,. Noho izany, tokony haneho fahavononana ara-politika sy hanolotra paikady sy drafi-pirenena ho an’ny karazan-javamananaina (SPANB) azo tanterahina ireo firenena […]

Fampiroboroboana ny jono madinika : 82 tapitrisa dolara ny filàna ara-bola anatin’ny 5 taona

Mitotaly hatrany amin’ny 82 637 000 dolara ny filàna entina mampiroborobo ny jono madinika eto Madagasikara, ao anatin’ny dimy taona. Singa iray mamaritra ny toekarena manga ny jono madinika an-dranomasina sy an-tanety ka ahafahana miady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo, ny tsy fananan’asa ary ny ady amin’ ny fahantrana amin’ny ankapobeny. Noho izany, napetraka […]

« Tetikasa Betsaka » : handalina ny fiantraikan’ny fiarovana ny tontolo ianana

Miara-miasa ao anatin’ny tetikasa « Biodiversity-Economic Trade-off and Synergy Assessments for Conservation Areas » (Betsaka) ny Institut de recherche pour le développement (IRD) sy ny Oniversiten’Antananarivo. Jerena manokana ny fiantraikan’ny fiarovana ny tontolo iainana eto Madagasikara. Fikarohana mahakasika ny fiantraikan’ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny faritra arovana eo amin’ny olona monina […]

Tetikasa « Mandroso »: hanatsarana ny fiasan’ ny ladoany

Mitohy ny fanavaozana ny fitantanan-draharaha ao amin’ ny fadintseranana malagasy. An­­i­san’izany ny tetikasa «Man­­droso», tohanan’ny Fia­raha-miasa amerikanina (Usaid) amin’ny alalan’ny fandaharanasam-pampandrosoana (Pnud), hanarahana ny fenitra iraisam-pirenena ny ladoany. Nomena ny teny filamatra hoe: «fanavaozana ma­na­raka ny toetrandro ny fadintseranana, hitondra fitomboana ara-toekarena». Tanjona ny fitantanana mangarahara, sa­ha­za ny rehetra. Miisa […]