Other News

Sombim-baovao

Nanainga ny sabotsy teo, hihazo an’i Abidjan Côte d’Ivoire, ireo delegasiona malagasy hiatrika ny “Fiba Africa Regional Youth Camp 2024”. Marihina fa ity hetsika lehibe ity dia hotontosaina ny 21 hatramin’ny 24 oktobra ho avy izao. Ry Tiffany sy Tantely ary ny Coach Felana no mandrafitra ny delegasiona. Niala tetsy […]

Grand Tournoi d’Antananarivo : lavon’ny Ste Anne Espoir ny Elgeco Plus

Notontosaina, ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny Kianjan’ny CFFA Andoharanofotsy Iavoloha, ny andro voalohany hiadiana ny amboaran’ny « Grand Tournoi d’Antananarivo (GTA) ». Ni­son­gadina tanteraka tamin’ izany ny fandresena azon’ny AS Ste Anne Espoir, 2 no ho 1, nanoloana ny Elgeco Plus, tompon’ny amboaran’i Mada­gasikara farany. Tsara fanombohana, tamin’ity fifanintsanana ity […]

TARATRY ny KANTO

Hosokafana ny 22 oktobra izao ny « Heri­nandron’ny Havàtsa-Upem ». Nomena lohahevitra tsirairay ny andro mandritra io hetsika fanao isan-taona io. Talata Manomboka, Alarobia Miverina, alakamisy Manavàtsa, zoma Misampana, ary sabotsy manan-tantara. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana koa ny fampirantiana, fanehoana ireo boky vaovao, serasera mivantana amin’ireo mpanoratra ankehitriny. Manitatra ny […]

« Eto ry Lala » : Seho hanasongadina ny hiran’i Therack

Fampisehoana tsy fahita firy! «Comédie musicale» izy io. «Ny hiran’i Therack no tena hibahana ao anatin’ny fan­daharam-potoana. Nahoana moa no natao comédie musicale ? Satria ny hirany mihitsy no mirafitra ho théâtre. Na­noratra pièces théâtrales rahateo izy», hoy Ratsifa. «Eto ry Lala», seho hotanterahina ao amin’ny Havoria auditorium Anosy, ny […]