Mihorohoro tanteraka! Izay no azo ilazana ny renim-pianakaviana iray niharan’ny herisetran-jiolahy teny Ampefiloha, ny sabotsy maraina tamin’ny 9 ora. Teo amin’ny lalana mitsofoka mankany Anosy izy no nendahin’ny jiolahy. Araka ny fanazavan’ity renim-pianakaviana ity, variana nifampiresaka tamin’olona tao anaty finday izy sady mandeha ihany amin’iny lalana mihazo an’Anosy iny. Tampoka teo, […]
Other News
Andilamena : dahalo roa lahy maty voatifitra
Dahalo roa lavon’ny zandarimaria tao amin’ny fokontany Berorefo, kaominina Andilamena, ny alin’ny alahady 27 oktobra lasa teo. Naharay fampitam-baovao avy amin’ny tsara sitrapo ny mpitandro filaminana fa noroasin’ny dahalo ny omby ka mandalo ny tanàna ao Ambodifamelona izy ireo. Nanidy ny kizo ahina handosiran’ireo olon-dratsy avy hatrany ny zandary. Nitondra […]
Nisoloky 9 000 000 Ar: naiditra am-ponja ilay mpangalatra Mvola
Niakatra fampanoavana, omaly, ny lehilahy iray mpangala-bola anaty finday. Norobainy ny lelavola 9 000 000 Ar tao anaty kaontin’olona. Naiditra am-ponja vonjimaika izy. Voasambotry ny polisy misahana ny heloka ana habaka “Cybercriminalité”, ny lehilahy iray mpangalatra vola anatin’ny puce, tetsy Behoririka, ny 25 oktobra teo. Tompona puce iray very nametraka fitarainana teny […]







