Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), manoloana ny tranga niseho teny Tsimbazaza, omaly. Ahin’izy ireo ho tsy voahaja ny zo fototra eo amin’ny fahahalahan’ny asa fanaovan-gazety. Nambaran’ny OJM fa ahina ny tsy fanajana ny zo fototra ho an’ny olom-pirenena amin’ny hahazoana vaovao. Nisehoana fanakanana ny ampahany […]
Other News
Fiatrehana ny fifidianana : mametraka ny foibeny ny kandidà Ravalomanana Tojo
Efa ao anatin’ny fametrahana paikady hiatrehina ny fifidianana ben’ny Tanàna ny kandidà, Ravalomanana Tojo. Anisan’ny efa nametrahana izany sy nanombohana ny fanakaikezana ny vahoaka ny eny Ambohimanarina. Nialoha izany, nitsodrano ny zanany, Ravalomanana Tojo, sady naraham-bavaka teny Faravohitra, ny sabotsy teo, ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana. Namba-rany tamin’izany fa tsy […]
Fanavotana ny firenena : Ilaina ny fiaraha-manatanteraka
Nanatanteraka fihaonana ireo Malagasy manam-pahaizana maro, mpitondra fivavahana samihafa, fikambanana maro, tetsy amin’ny FJKM Atsimon’i Mahamasina, afakomaly. Nitondran’izy ireo anjara biriky amin’ny famahana ny olana mianjady amin’ny Malagasy iray manontolo. «Ampy izay ny resabe, ampy izay ny fampanantenana, ampy izay ny fanakianana tsy mitondra vokatra. Mila vahaolana azo tanterahina ny […]
Depiote Rafidimanana Désiré : «Hosorohana mialoha ny tondradrano»
Mikaro-bahaolana hatrany. Nanao dinika fiaraha-miasa tamin’ny Apipa, teny Anosizato, omaly , ny depioten’ny boriborintany fahefatra, Rafidimanana Désiré. Nambarany tamin’izany fa tafiditra ho amin’ny famaliana ny hetahetam-bahoaka ny dinika. Voaresaka tamin’ny tale jeneralin’ny Apipa, Rafidimanantsoa Tojoandry Tiana, ny tokony hamahana ny olana mahazo ny mponina eny amin’ny faritra iva, eny amin’izy […]
VAOVAO TAMBATRA
Maherin’ny 50 taonina ny lohamenaka Ylang Ylang naondran’i Madagasikara ny taona 2023. Mbola ambanin’ny 125 taonina izay naondrana ny taona 2019 sy ireo 600 taonina naondrana tany aloha izany. Niantraika betsaka teo amin’ny seha-pihariana ny krizin’ny Covid-19 sy ny lalàna vaovao momba ny tontolo iainana. Andro maneran-tany ho an’ny vehivavy […]






