Manodidina ny 20 isan’olona, isan-taona, eo ny taham-pihinan’ny Malagasy atody, raha toa ka maherin’ny 67 izany ao Afrika. «Tsy mahavantana ny Malagasy ny fihinanana atody isan’andro», hoy ny fanazavan’i Landy, mpiompy akoho eny Analamahitsy. Lafo ny vidin’atody noho ny tsy fahampian’ny katsaka. Na izany, manomboka misehatra tsikelikely eo amin’ny fiompiana […]
Other News
Ala honko : teknisiana 20 hiofana any Chine
Manana anjara lehibe amin’ny fikajiana ny tontolo iainana ny ala honko. Efa lasa lavitra amin’ny fitantanana sy fiarovana azy ny any Sina. Manampy an’i Madagasikara amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd), ho fiarovana azy ny fikambanana International Mangrove Center (IMC) sy ny Mangrove Conservation Foundation (MCF) avy any Sina. Tanjona […]
Mpandrindra ny GFFM : “Tokony hahatsapa ny ezaky ny fanjakana isika…”
Nitondra ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny mpandrindra nasionalin’ny Gideona fandresena ny fahantrana (GFFM), Rakotovao Andriamparany. Nambarany tamin’izany fa efa mamaha ny olana rehetra ny fanjakana. Niaiky ny tenany fa mety tsy ho izao sy anio ny hisitrahana ny vokatry ny ezaka rehetra ataon’ny fitondram-panjakana. “Tokony hahatsapa anefa isika fa […]
SOMBIM-BAOVAO
Tafita any amin’ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, diviziona faharoa, «XXL Top 20», ny ekipan’ny CEA Andranomanalina. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 20 no ho 13, ny ekipan’ny Stade SOE, ny alahady teo, tetsy amin’ ny Kianjan’ny Malacam Antanimena. Hotontosaina any Maroc, ny volana novambra ho avy io, ny […]
Tsipy kanetibe – «Mondial 2024» : mpilalao 18 hifantenana ekipam-pirenena
Namoaka ny anaran’ireo mpilalao tsipy kanetibe miisa 18 mendrika indrindra hanaovana fifantenana izay ho ao anaty ekipam-pirenena malagasy ny Federasiona sport-boule malagasy (FSBM), ny alatsinainy teo. Tamin’ny alalan’ny fampahafantarana tao anaty tambajotran-tseraserany no nanaovany izany. Tsiahivina fa hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany hatao any Dijon Frantsa, i Madagasikara, […]






