Other News

Vatomandry – Mahanoro : hamboarina ny lalana tena ratsy

Nanome toromarika ny minisitry ny Asa vaventy, Rafidison Richard Théodore, ny hanarenana haingana ireo lalana tena ratsy eto Mada­gasikara. Nidina ifotony avy hatrany ny teknisiana, ka anisan’ny efa manomboka ny fanamboarana ny toerana tena ratsy amin’ny lalam-pirenena mampitohy an’i Vato­mandry sy Mahanoro (RN 11A). Anisan’izany ny eo amin’ny PK 53 […]

Harinkarena faobe : hampakarina 30% ny anjaran’ny indostria

Vinan’i Madagasikara ny hampakatra hatrany amin’ny 30% ny anjara entin’ny indostria ao amin’ny harinkarena faobe. « Lalana mitondra amin’izany ny fanomezan-danja ireo loharanon-karena sy ny fanodinana eny ifotony hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Antony nanaovana ny tetikasa One district one factory, ahafahana mampisongadina ireo tombony mampiavaka ny faritra », hoy ny minisitry ny […]

Fifanakalozana ara-barotra : nankatoavin’i Madagasikara ny fifanarahana Zlecaf

Hitondra tombontsoa ho an’ny mpandraharaha sy hampiroborobo ny fifanakalozana ara-barotra ary ny toekarem-pirenena ny fankatoavan’i Madagasikara ny Zlecaf. Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia, ny fankatoavana ny fifanarahana fametrahana ny faritra malalaka ara-barotry ny kaontinanta afrikana (Zlecaf). Tanjona ny hanamora ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’ireo firenena mpikambana ao […]

ONUDC : nanolotra solosaina ho an’ny Polisy

Nisitrika solosaina hampiasain’ny polisy amin’ny ady amin’ny famarinan’olona sy ny fanararaotana ara-nofo mianjady amin’ny zaza ny sampandraharaha ao amin’ny Firenena mikambana miady amin’ny zava-mahadomelina sy ny fandikan-dalàna ONUDC, tetsy Anosy, afakomaly. Ny minisiteran’ ny Filaminam-bahoaka, izay nanao ho laharam-pahamehana amin’io ady io. Nanamafy izany rahateo ny Contrôleur géneral de Police […]

Nifanenjehan’ny fokonolona : roa lahy nangalatra kisoa voasambotra

Nosamborin’ny fokonolona ireo roa lahy nilanja kisoa tamin’ny gony tao Antady, fokontany Tsenamasoandro, kaominina Imerintsiatosika, omaly. Vao maraina, nilanja zavatra tamin’ny gony ireo olona roa lahy ireo. Nam­piahiahy ny fihetsik’izy ireo saingy tsy afa-nanao na inona na inona ny olona nahita azy. Namikiviky niova lalana, noho izany, ireo mpangalatra. Nenjehin’ny […]