Other News

Sénégal : hanangana ivontoerana eto Madagasikara

Tonga nitsidika ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), Marson Moustapha Abdulah, omaly, tetsy Ambo­hijatovo, ny Consul honoraire an’i Sénégal eto Madagasikara, Souleymane Diagne. Nifampiresahana ny fampivoarana ny fanatanjahantena sy ny tanora eto Madagasikara ka hisy ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy i Sénégal momba izany. Araka ny vaovao […]

Tenisy – “ITF World Tour Junior J30”: nanao pao-droa Rakotomalala Mahefa

Niavaka ny vokatra azon’ny Malagasy tamin’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny “ITF Tennis World Tour Junior J30”. Nahazo amboara telo i Madagasikara ka ny roa tamin’ireo norombahin-dRakotomalala Mahefa avokoa. Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kian­jan’ ny Club Olympique de Tananarive (COT), ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny “ITF […]

Fadintseranana – Nosy Be: Tafapetraka ny Birao ho fanaraha-maso

Am-perinasa tanteraka ny sampandraharahan’ny fadintseranana misahana ny fitiliana sy ny fanaraha-maso (Bureau de surveillance douanière) ao Nosy Be. Tonga tany an-toerana nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy, ny zoma teo, ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabariniri­na­rison Rindra Hasimbelo sy ny minisitry ny Foloalindahy, ny Jly Sahivelo Lala Monja Delphin. […]

Harena anaty ala: azo volena ny hazo fandrehitra

Tafiditra ho anisan’ireo filan’ny mponina andavanandro ny fampiasana ny arina fandrehitra. Azo atao tsara ny mampihena ny fanimbana sy ny fanapahana ala amin’ny alalan’ny fambolena hazo fandrehitra (bois énergie) ilain’ny mponina eny ifotony amin’ny andavanandrom-piainany. Mavitrika mamboly izany ny fikambanana mpamboly hazo antsoina hoe “Soaravy” ao Mangily, kaominina Bema­nonga, faritra […]