Seho enina eto Antananarivo. Io no nampahafantarin’ny The Clarisse Sisters fa hotontosainy, mandritra ny fandalovan’izy ireo eto Madagasikara. Vahiny manokan’ny “Festival Madajazzcar” andiany faha-35, izay hotontosaina ny 3 hatramin’ny 13 oktobra izao ny tarika. Mpiangaly ny jazz avy atsy amin’ny Nosy Maurice, saingy efa mpisehatra amin’ireo hetsika iraisam-pirenena maro any […]
Other News
Rajoelina Andry : « Hiverina ary hanana ny hasiny ny TVM »
Anisan’ny ho ainga vao ho an’ny Televizionina Malagasy ny fahazoana fitaovana vaovao sy fotodrafitrasa vaovao. Hitarika fomba fiasa vaovao ihany koa ho an’ireo mpiasa ary hitondra vaovao tsara kalitao ho an’ny mpijery. Notontosaina omaly, ny fitokanana ny « studio » vaovaon’ny Televizionina Malagasy (TVM) sy ny fanolorana ny fitaovana avy amin’ny vahoaka […]
Fianarana teny tanana : 500 hatramin’ny 600 eo ho eo ny ankizy marenina miditra an-tsekoly
Mbola vitsy amin’ ireo olona marenina na manana olana ara-pandrenesana no tsy mandeha an-tsekoly hatramin’ izao. Olana ny tsy fahafehezany sy ny manodidina azy ny teny tanana. Mahatratra 200 000 isa eo ireo olona marenina na manana olana ara-pandrenesana eto Madagasikara, raha ny antontanisa nivoaka farany, ny taona 2017. Miaina […]






