Mamelona fianakaviana an’arivony sy mampidi-bola amina tokatrano maro eto Madagasikara ny jono. Manodidina ny 200 000 taonina isan-taona ny vokatra eto amintsika saingy 20 000 taonina monja ny aondrana. Mbola ambany ny fampidiram-bola azo avy amin’ny jono eto Madagasikara izay tsy misy afa-tsy 7% ny harinkarena faobe. Tanjona ny hampiakarana izany ho […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka mialoha ny fiavian’ny orana ny fanarenana ny lalana Moramanga-Anosibe An’Ala (RN23A). Ny lalana tena ratsy no hamboarina, eo anelanelan’ny tetezana Sahamarina, PK 6, sy ny any Anosibe An’Ala (PK 71). Tsiahivina fa hatao mandritra ny roa andro ny halavirana 72 km amin’ity lalana ity. Miisa 200 ny tantsaha mpamboly […]
Moramanga: tohana RSE avy amin’Ambatovy
Ankoatra ny maha orinasa ara-toekarena ny tetikasa Ambatovy, manana drafitrasa manokana izy amin’ny lafiny sosialy ho an’ny fiarahamonina (RSE). Anisan’izany ny sehatry ny fanabeazana. Nilaza ny lehiben’ny Cisco Moramanga, Raberado Lahitsara, fa omena sakafo any an-tsekoly ny mpianatry ny EPP valo ao Moramanga. Maherin’ny 30 ny mpianatra nomena vatsim-pianarana any […]
Profilait: Miroborobo ny famokarana ronono
Seha-pihariana miroborobo ny fiompiana ombivavy beronono. Anisan’ny faritra iasan’ ny tetikasa Profilait, amin’ny alalan’ny fandaharanasa Afafi Afovoany, ny eny Ambohijafy sy Beronono Imerintsiatosika. Fahombiazana! Nivoatra ny fari-piainan’ny mpiompy nisitraka ny tetikasa Profilait, fandaharanasa hampiroboroboana ny lalam-pihariana ronono, vatsian’ny Tahirimbola eoropeanina ho an’ny fampandrosoana (Fed) ara-bola. Anisan’izany Randrianarison Rolland, mpiompy ombivavy […]
TARATRY ny KANTO
Hisy koa ny « jazz Mobile » mandritra ny « Madajazzcar 2024 ». Ny zoma 4 oktobra izao ny fotoana, ka eny amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha ny seho voalohany, amin’ny 9 ora maraina. Ao amin’ny AFT Andavamamba kosa ny seho faharoa, amin’ny 4 ora hariva. Ny Jazz Club an’ny AFT miampy an’i Sitraka sy […]






