Other News

Volley-Mada D1: nanao pao-droa ny ekipan’ny GNVB

Mbola mitazona hatrany ny maha sangany azy eo amin’ny sokajy “1ère division”, taranja volley-ball, ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie nationale de volley-ball). Vokatra tsara no azon’ny ekipa, omaly, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, nandritra ny famaranana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, “1ère division”. Samy nandrombaka ny fandresena avokoa ny GNVB na ny […]

« Prix RFI Théatre 2024 »: lasan’i Gad Bensalem na Rakotomanga Tokinianina ny amboara

Tantara anisan’ ny nisongadina nan­dritra ny «Prix RFI Théatre 2024» ny «Zanako». An­ko­a­­tra ny votoatin’ ny tantara. Naha­resy lahatra ny mpitsara ihany koa ny voambolana nampiasain’ny mpanoratra tamin’ny namolavolana azy. Tontosa omaly, nandritra ny «Festival des Franco­phonies», tao Limoges, ny fanolorana ny amboara ho an’ny mpandresin’ny fifaninanana «Prix RFI Théatre […]

FANTINA sy FINTINA

“Tsara raha dieny izao dia miezaka mampahafantatra ny tenany ireo kandidà”, hoy ny avy amin’ny ONG Tolotsoa, i Miadana Fabien Privat, ny amin’ny fifidianana kaominaly. Eny, na mbola amin’ny 19 novambra aza vao tena manomboka ny fampielezan-kevitra. Efa nipetraka ny firotsahan-kofidina, voatana ny maha kandidà: efa azo atao ny mampahafantatra […]

Loholona Andrianandrasana Tahina H.: “Tsy mila korontana intsony ny vahoaka”

“Ny zava-misy dia tsy mila korontana intsony ny vahoaka malagasy.”, hoy ny loholona Andrianandrasana Tahina Hajaniaina, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’ny fiatrehana fifidianana kaominaly. Efa niainana izany, nanomboka ny taona 2018. Hatramin’izao, miditra ao anatin’ny fahamatorana demokratika i Madagasikara. Matoa ny iraisam-pirenena toy ny Sadc sy ny Firenena mikambana (ONU) mametraka […]

Korontana… tombontsoa

  Hanao ahoana ihany izao fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina izao. Tsy takona afenina, tsy ilaozan’ny tahotra sy fanahiana korontana. Mby amin’izay nitai­zan’ny sasany saina hatramin’izay hoe krizy politika mialoha na mandritra ny fifidianana? Sanatria… Misy ny manao vava tsy ambina amin’izany? Ny depiote mpanohitra aza efa niloa-bava tamin’ny fandranitana […]