Other News

Hisy seho telo andro : hivoaka amin’ny Moozik avokoa ny rakikiran’i Rossy

Hamaly ny fangatahan’ny mpankafy mozika. Azo jifaina ao amin’ny Moozik avokoa ny rakikiran’i Rossy rehetra, hatramin’ireo telo nivoaka farany. Ho avy koa ny andiam-pampisehoana. “Hatomboka izao ny fiaraha-miasa eo amin’i Rossy sy ny Moozik. Rehefa mety ho rakikira navoakan’i Rossy dia azon’ireo mpankafy jifaina ao manomboka izao”. Io ny fanambarana […]

Sehatry ny fananan-tany : saika fandovana avokoa ny 70% ny fahazoan’ny Malagasy tany

Malalaka sy mi­dadasika i Mada­gasikara raha ny velarantany eto an-toerana. Amin’ny ankapobeny, azo avy amin’ny fandovana avokoa ny fomba iray ahazoan’ny Mala­ga­sy tany. Azo avy amin’ny fandovana avokoa ny 70% ny tany ananan’ny vahoaka malagasy, raha ny antontanisa voaray teo anivon’ny Sif. Nambarany fa mila jerena ny fomba hahazoan’ny Malagasy […]

FANTINA sy FINTINA

Nanazava tamin’ny mpanao gazety ny momba ny resabe tato ho ato ireo mpitarika ny vovonana Firaisankina, teny Faravohitra, omaly. Nambaran’izy ireo tamin’izany fa ny Firaisankina no tena mpanohitra eto aminy firenena. “Tsy vaky ny vovonana fa iray ihany”, hoy izy ireo, tamin’izany. Teo avokoa ireo mpitarika 5 mirahalahy mianaka. Kivy […]

Fifidianana ben’ny Tanàna : hanohana an-dRazafinjoelina Tahina ny MMM

Nivoaka amin’ny fahanginany. Nanao fanambarana ny eo anivon’ny birao politikan’ny antoko Malagasy miara-miainga (MMM), omaly, tetsy amin’ ny foiben’ny antoko, Anke­ra­na. Nambaran’izy ireo tamin’ izany fa hanohana ny kandidà ben’ny Tanàna eto Anta­na­na­rivo Renivohitra, Razafin­jo­e­lina Tahina, avy amin’ny Tia tanindrazana, izy ireo. Nitondra ny teny tamin’izany ny filoha nasionalin’ny an­toko, […]

Mialà amin’ny mahazatra!

  Mila tonga saina Ra-Malagasy! Fa tsy ho vitavita mora ity olan’ny sosialy ity.  Tena difotry ny fahantrana ny mponina. Tsy misy intsony ny kilasy antonony izay tokony ho mpampihodina ny ankamaroan’ny seha-pihariana. Andaniny ny mpanefoefo, mpanontany ny ory. Ankilany ny fadiranovana resin’ny fiainana. Tsy misy afaka ny hilaza ny […]