Other News

TARATRY ny KANTO

Nodimandry, ny faran’ny herinandro teo, i Riri Barijaona. Izay no anarana nosalorany amin’ny maha mpanao hatsikana azy. Ny fakana tahaka ny feon’olona maro, indrindra ireo mpanentana amin’ny onjam-peo tamin’izany fotoana no tena talentany. Mpanentana fandaharana tamin’ny onjam-peo rahateo koa i Baritiana indray no nahafantarana azy tamin’ny fandaharana “Ny talentanay ankizy” […]

Taom-baovao lohataona : nampiombona sy nanehoana ny kolontsaina isam-paritra

Nifarana omaly ny telo andro nankalazana ny lohataona taom-baovao malagasy. Tanjona napetraka ny hampiombona sy haneho ny kolontsaina rehetra isam-paritra. Tontosa tetsy amin’ny tranomboky nasionaly Ano­sy, ny sabotsy teo, ny hetsika fanomezan-kasina ny kolontsaina isam-paritra. He­tsika iray nanehoana ny kolon­tsaina mahakasika ny lohatoana taom-baovao malagasy. Anisan’ny nanamarika sy na­m­piavaka izany, […]

Tsy fandriampahalemana tao Toamasina: 227 ny olona maty nandritra ny roa volana

Olana iray mampimenomenona sy mampitaraina ny mponina amin’ny faritra rehetra ma­nerana ny Nosy ny trangana tsy fandriampahalemana. Anisan’ny miaina izany tsy tapaka hatramin’izao ny faritanin’i Toama­sina. Betsaka ireo olon-tsotra maty vokatry ny asan-jiolahy isan-karazany. Manjaka ny tsy fandriampahalemana any amin’ny faritr’Atsina­nana tao anatin’ny fotoana maro izay. Ahitana izany avokoa eny […]