Jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana sy fanendahana ity nifanehatra tamin’ny polisin’ny UIR teny Anosibe Tsena, omaly maraina, ity. Maro ny fitarainana voarain’ny polisy manoloana ny tsy fandriampahalemana miseholany eny amin’iny faritra iny. Ireo mpiantsena sy mpandeha fiara no tena lasibatra. Tao anatin’ny andro maromaro no nilatsaka teny an-toerana nanara-maso ity […]
Other News
Saika hivaro-janaka : naiditra am-ponja ilay ramatoa
Naiditra vonjimaika am-ponja, omaly, ny ramatoa iray nikasa hamarotra ny zanany vao fito volana, tao Mandritsara. Nanan’olana teo anivon’ny tokantrano, nisaraka tamin’ny vadiny, ity ramatoa ity ny 2 oktobra teo. Nanita-kevitra, araka izany, izy. Niresadresaka tamin’ny vehivavy mponina teo amin’ny tanàna nisy azy ireo ihany. Noresen’io renim-pianakaviana io hividy ilay […]
Tandrevaky ny ray aman-dreniny : zazakely nipoahan’ny bateriana finday
Zava-doza no niseho tao amina tokantrano iray, teny Ambohijanaka. Zazakely iray no nipoahan’ny bateriana finday izay latsaka tao anaty afon-tsaribao. Naratra teo amin’ny tarehiny sy ny tanany ny zazakely iray, vao roa taona sy tapany. Nipoaka ny bateriana finday nolalaoviny izay latsaka tao anaty afon-tsaribao, teny Ambohijanaka, tamin’ny alakamisy hariva. […]






