Other News

Kolontsaina sy soatoavina : miezaka mitana ny maha izy ny kabary ny Mpikalo

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja Makis Andohatape­naka, ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ny andiany faha-19, «Dominique Savio» ho an’ny avy eo anivon’ny fikambanana mpikabary katolika (Mpikalo). Miisa 510 no nandrafitra ity andiany ity. Ankoatra ny fitandroana sy fanajana ary fampiroboroboana ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao malagasy, […]

Androhibe : tratra ireo efa-dahy mpangalatra moto

Efa-dahy tra-tehaky ny polisy teo am-pangalarana moto tao Androhibe, boriborintany fahadimy, ny 12 septambra teo. Mivelona amin’ny asa fibatabatana entana izy efa-dahy ireto saingy mangalatra moto tampoka rehefa misy mipetrapetraka. Nisy nahatsikaritra tampoka anefa ny fihetsik’ireto mpandroba. Nibata ny moto izay tsy azy ireo izy efa-dahy. Tsy lavitra ny mpitandro […]

Kaominina Ankadinondry : mpisoloky manao fanamiana miaramila

Nisandoka andraikitra, na­nao fanamiana tsy ara-dalàna, ka nosamborin’ny zan­dary ny lehilahy iray tao amin’ny fokontany Manarin­tsoa, kaominina Ankadinondry, ny sabotsy 14 septambra teo. Nitonon-tena ho mpitandro filaminana, nanararao-pahefana, tao amin’ny trano fisotroana tao Bejofo io lehilahy io. Lasibatra tamin’izany ny raim-pianakaviana iray monina ao Manarintsoa. Nosolokian’io lehilahy io ary norahonany […]

Fanadinana ho zandary : tra-tehaka ny tambajotra “Rambo III”

Notanan’ny mpitandro filaminana atao fanadihadiana ny tompon’ny kaonty sandoka amin’ny facebook “Rambo III”, afakomaly. Mpandray anjara mivantana amin’ny fanadinana ho mpianatra zandary io lehilahy io. Vokatry ny fikarohana nataon’ny zandary, fantatra fa misy kaonty sandoka manaparitaka ny valin’ny laza adina hanadinana ireo mpiadina amin’io fifaninana hidirana ho zandary io. Nosamborina […]