Lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana ny dahalo telo lahy mpangalatra omby tao Ankazomiriotra, ny 13 septambra teo. Nifoha maraina toy ny mahazatra ny tompon’omby vao nahatsikaritra fa tsy tao intsony ny fananany. Nampandre ny zandarimaria miasa ao an-toerana avy hatrany izy. Nanao fanarahan-dia sy nijery tamin’ny tanàna manodidina ny fokonolona. Naharay […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Miakatra ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto an-dRenivohitra, nandritra ny 6 hatramin’ny 12 septambra teo. Avo 2 heny (30µg/m3) miohatra amin’ny fetran’ny OMS (15µg m3) ny refy voaray, ary mbola hitohy hatramin’ny anio. Eny Amboditsiry no tena maloto indrindra, ary manaraka azy ny eny Andranomena, Soanierana, Antsakaviro, Ambatobe, Ampandrianomby, sns. Lasa […]
RN3A : vita ny 35% ny lalana mankany Andilamena
Mandroso ny asa fanarenana ny lalam-pirenena, RN 3A, miainga eo Vohitraivo mankany Andilamena, faritra Alaotra Mangoro, mirefy 45 km. Nitsidika ny fizotry ny asa ny minisitry ny Asa vaventy, Rafidison Richard Théodore, sy ny mpiara-miasa aminy, ny 13 septambra teo. Hita fa nisy fiovana sahady ny zava-misy satria nihena 50% […]
Minisitera mpiahy : hoentina any Dubaï ny mpanao asa tanana
Nihaona tamin’ny mpiara-miasa aminy, eny amin’ny departemantan’ny Asa tanana, eny amin’ny Cenam Andavamamba, ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Viviane Dewa, ny 13 septambra teo. Nohazavainy fa anisan’ny tena mampandeha ny taozavatra vokarintsika sady antoka ho fampandrosoana anatiny, ny fahamaroan’ny fahatongavan’ny mpizahatany mitsidika an’i Madagasikara. Mila miray fo […]
Base Toliara : manohitra ny fisakanana ny tetikasa ny olobe
Mitohy ny fitakian’ireo olobe ny hanokafana ny tetikasa Base. Toherin’izy ireo koa ny lainga fanahy iniana afafy hanakanana ny fampandrosoana ara-toekarena any amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Tsy mitsaha-mitombo ! Manamafy ny antso hanokafana indray ny orinasa Base ny olobe sy ny vovonana ahitana ny foko samihafa any Toliara, toy ny vezo, […]







