Tsy ho anisan’ireo handray anjara amin’ny “Masters 2026”, taranja tsipy kanetibe, i Madagasikara. Araka ny fikarohana natao, miditra amin’ny fandrafetana ny ekipam-pirenena malagasy ny klioba Decines France. Fanapahana, notsipahin’ny Federation sport boule malagasy (FSBM) izany. Mbola ambentin-dresaky ny maro hatramin’izao ny tsy fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny “Masters 2026”, taranja tsipy […]
Other News
Mpilalao tantara amin’ny onjampeo: Hiaka-tsehatra ao Mahajanga ny Iray Fy’Art
Handeha lavitra kokoa amin’ny seho ataony. Hifamotoana amin’ny mponin’i Mahajanga sy ireo mpankafy ny mpilalao tantara amin’ny onjampeo, ny tarika Iray Fy’Art. Hilalao tantara an-tsehatra any an-toerana izy ireo. Hotanterahina ny alahadin’ny Pantekoty, 24 mey, ao amin’ny «Centre pastorale ex-Don Bosco» izany, hanomboka amin’ny 4 ora hariva. Hiompana amin’ny fiainana […]
Madagasikara ao Cannes : Ho fanoitra ho an’ny fizahantany ny sarimihetsika
Mandroso tsikelikely ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy. Misy ireo solontena malagasy any amin’ny « Festival de Cannes » any France, izay manana iraka manokana hotontosaina. Manana delegasionina mafonja any amin’ny «Festival de Cannes», andiany faha-79, i Madagasikara. Iraka iombonana eo amin’ny kolontsaina sy ny fizahantany ny marina kokoa, satria tanjona lavitr’ezaka ny hahatonga […]
Teknolojia niomerika: Andry iankinan’ny fampandrosoana
Manan-danja amin’ny fampandrosoana ny firenena sy ny fiainan’ny mponina ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Nivoitra izany nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenana ho an’ny fifandraisan-davitra sy ny fiarahamonina ara-niomerika, ny alahady teo. Mitohy ny ezaka ho an’i Madagasikara hanatsarana ny tambajotram-pifandraisana manerana ny Nosy. Ny taona 2024, mahatratra 80% ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka amin’ny alakamisy 21 mey 2026 ho avy izao ny fandraisana ny fangatahana vaovao momba ny Fanomezan-dalana manokana fari-pitrandrahana harena an-kibon’ny tany na «Autorisation exclusive de réservation de périmètres» (AERP) sy ny Fahazoan-dalana vaovao. Nanomboka omaly ny fampahafantarana sy tantsoroka, manerana ny biraom-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny BCMM […]






