Nampivondrona ireo mpisehatra momba ny angovo azo havaozina sy ny tanora ny « Forum des énergies solaires ». Hetsika natao tetsy amin’ny QG Tanora Ankorondrano, ny 10 sy 11 avrily, lasa teo. Avy amin’ny solika avokoa ny 60% ny famokarana angovo eto amintsika raha manomboka mivoatra tsikelikely kosa ny fampiasana ny angovo […]
Other News
Nosy Be: Efa miasa ny foibe herinaratra 3MW avy amin’ny masoandro
Toerana manan-danja ara-pizahantany i Nosy Be. Ilaina ny famatsiana angovo maharitra sy madio, toy ny ataon’ny Vondrona Filatex any an-toerana. Tafapetraka any Kalampo Nosy Be, ny foibe mamokatra herinaratra manana tanjaka 3MW. Fotodrafitrasa, dingana voalohany, naorin’ny Vondrona Filatex, hamatsy ny tanànan’i Nosy Be. Mifanandrify tsara amin’ny vanim-potoana mahamaro ny vahiny […]
FANTINA sy FINTINA
Mamerina ny zava-doza nataon-dRajoelina Andry sahady ny fitondrana, araka ny nambaran’ny mpitarika ny FMI, Ratsietison Jean Jacques. Nohitsiny fa mbola tsy maina akory ny ravina nihinanana. « Tsy mety izao ka mitodika amin’ny filoha izahay avy aminao ny baiko misambotra ireo ankizy ireo. Ankizy nitolona ireo. Avelao haneho hevitra », hoy izy. […]
Depiote Ralambozafy Raoto: “Aoka ho tena tomponandraikitra isika tanora ”
Manoloana ny hetsika isan-karazany ataon’ny Gen Z sasany, nivoaka amin’ny fahanginany ny solombavambahoaka voafidy tao Isandra, Ralambozafy Raoto. Nambarany tamin’ny resaka nifanaovana taminy, omaly fa : “vahaolana maharitra no ilaina, tsy vahaolana velively ny korontana”. Nohamafisiny fa efa mitondra ny anjara birikiny amin’ny fanavaozana, tarihin’ny mpitondra ankehitriny ny Antenimierampirenena. Anisan’izany […]
Tsy ilaozan-dromoromo!
Raikitra ity ! Nisantatra ny fikaonandoham-pirenena ny tanora. Mariky ny firosoana tsikelikely amin’ny famitana ny tetezana miampita mankany amin’ilay fanovan-drafitra izany. Ivon’ny fanavaozana ny fanangonan-kevitra eny ifotony sy fahafahana mamadika izany ho lalana fotrotra ijoroan’ilay fanjakana. Handrasana ny fehin-kevitra mivoaka, ho fototry ny Repoblika fahadimy, tsangam-baton’ny fanovana. Etsy ankilan’izay, efa mandeha […]






