Other News

Multiple Indicator Cluster Survey (MICS) 7: tokantrano 21 000 hanaovana fanadihadiana

Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny andiany fahafito amin’ny “Fanadihadiana ny toe-piainan’ny ankizy sy ny vehivavy – Multiple Indicator Cluster Survey (MICS 7)” izay atao anatin’ny efa-bolana ka hahafahana manangona tondromarika ho an’ny famolavolana ny tetikasam-pampandrosoana. Tanterahina amin’ity taona 2024 ity, manomboka ny volana septambra ka hifarana ny volana desambra, […]

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 90 ny osy natolotra ny tokantrano 30 any amin’ny tanàna vaovao naorina any Bezeky Menabe. Samy nahazo osy lahy iray sy vavy roa ny isan-tokantrano. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa «Titre vert», napetraky ny filoham-pirenena ity hetsika ity, tamin’ny alalan’ny Fitantanam-paritra Drae Menabe. Hisy koa ny fanohanana ny fiompiana tantely. […]