Asan-jiolahy, fanafihan-dahalo, fanakan-dalana… Izany no mby an-tsaina avy hatrany amin’ny hoe tsy fandriampahalemana na tsy filaminana. Nefa marolafy izay mety manakorontana ny fiainam-pirenena, indrindra ny fiainam-bahoaka. Anisan’izany, ohatra, ny krizy na korontana politika noho ny afitsoky ny mpanao politika sasany: miady tombontsoa, tsy mahalala afa-tsy ny ho azy, tsy […]
Other News
Vondrona afrikanina : mijanona ho tsy mitanila, manohana ny fifidianana
Tsy mijabaka amin’ny raharaha anatin’i Madagasikara ny Vondrona afrikanina. Manamafy ny fanohanany ny raharam-pifidianana izy. Mitsipaka ny fanambaran-diso niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera. Nanao fanambarana ny avy amin’ny Vondrona afrikanina, omaly, teny amin’ny foibeny eny Ankorondrano. Vontoatin’ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety ny mahakasika ny fihaonana teo amin’ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc, […]
TSELATRA
Maty voatifitry ny zandary ny tompon’antoka tamin’ny vaky trano tao Ampanotokana, distrikan’Ambohidratrimo, afakomaly. Roa lahy namany azo sambo-belona. Nahatrarana entana halatra toy ny bisikileta niampy akoho amam-borona nalainy teny amin’ireto farany. Renim-pianakaviana iray nalain’ny mpaka an-keriny tao amin’ny trano fonenany, tao Morarano Chrome, distrikan’Amparafaravola, ny alin’ny alatsinainy 23 septambra teo. Nitondra […]
Ambohitrambo – Arivonimamo : ramatoa maty voatsatoka antsy
Ramatoa iray hita faty tao an-tranony, ao Ambohitsoanandriana, fokontany Soalanitra Ambohitrambo, distrikan’ Arivonimamo, omaly maraina. Nahazo fampandrenesana vao maraina, tamin’ny alalan’ ny sefo fokontany ao Soalanitra ny zandary ao amin’ny vondron-tobim-paritra Arivonimamo momba ny fisian’ity olona hita faty ity. Nentina haingana teny an-tranon’ilay renim-pianakaviana niharam-boina ny zandary niaraka tamin’ny dokotera […]
Voaendaka teny Anosiala : mpitondra taxi-moto vaky loha
Sady vaky loha no very vola ny mpitondra taxi-moto iray lasibatry ny jiolahy teny Alakamisy-Anosiala, afakomaly alina. Niainga teo amin’ny faritry ny 67 Ha izy sy ny mpandeha iray. Nitondra io olona io nizotra niankandrefana niaraka amin’ny moto. Tsy nanampo na inona na inona ity mpanao taxi-moto ity kinanjo nitondra […]






