Other News

Banky Foiben’i Madagasikara : Relance du programme d’achat d’or local

La Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) vient de lancer un appel à manifestation d’intérêt (AMI) visant à « établir des partenariats avec des opérateurs aurifères formels et professionnels, spécialisés dans la commercialisation d’or éthique ». A travers cet appel à manifestation, le BFM cherche à développer des nouveaux partenariats dans le domaine aurifère au […]

“Fety de Baskety e!”: Ekipa 110 no andrasana hifaninana

Raikitra ny andiany manokana, amin’ny “Fety de Baskety e!”, fankalazana ny faha-15 taonan’ny AT2B (Andraisoro tia basket-ball). Fantatra ny daty hanatanterahina ny fifaninanana, izay hatao ny 14 septambra hatramin’ny 25 novambra izao. Ekipa 110 no andrasana, raha toa ka 94 ny tamin’ny taona 2018. Araka izany, tsy ny kianjan’Andraisoro irery […]

SOMBIM-BAOVAO

Natao tao amin’ny kianja Malacam Antanimena, ny alahady lasa teo, ny fifaninanam-pirenena, amin’ny taranja rugby, federaly II, « XXL Top 20 ». Noresen’ny ekipan’ny CRAI Ambalavao Isotry, tamin’ny isa 20 no ho 15, ny klioban’Ikopa. Tsiahivina fa izay laharana roa voalohany amin’ity Top 20 ity no miakatra Top 12. Notanterahina ny faran’ny […]

Kianja mitafo Mahajanga : vita ny 97% ny fanamboarana

Anisan’ireo faritra nananganan’ny fitondram-panjakana kianja mitafo, ny faritan’i Mahajanga. Efa anatin’ny famaranana ny asa fanamboarana amin’izao ary efa vita ny 97 isan-jato, raha ny fitsidihana nataon’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, i Adbulah Marson Moustapha, tany an-toerana. Ny 10 isan-jato sisa no vitaina, hanaovana ny famaranana ny asa sy […]

Fifanintsanana “Can 2025”: sahirana ny Barea ao amin’ ny vondrona “A”

Ady sahala no azon’ny ekipam-pirenena malagasy, nandritra ny andro voalohany sy faharoan’ity fifanintsanana handraisana anjara amin’ny « Can 2025 » ity. Manana isa iray ny Barea, taorian’izay lalao roa natao izay. Notontosaina, omaly, tao amin’ny kianjan’ny Ha­madi Aguerbi Rades Tunisie, ny andro faharoan’ny fiadiana ny tapakila hiatrehina ny “Can 2025”, izay hatao […]