Laharam-pahamehan’i Madagasikara ny hamokatra vary safiotra. Tanjona ny fahaleovan-tena ara-tsakafo. Iaharana miasa amin’ny Chine ny fanaovana izany. Tontosa omaly, tany Chine, ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy Chine momba ny voly vary safiotra. Ny sekreteram-panjakana eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fahavitan-tena ara-tsakafo, Razanamahefa Tahin’ny Avo, no nanao […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Nahazo fitaovam-pamokarana ny tantsaha, anaty fikambanana miisa 8, ahitana mpikambana 920 any amin’ny kaominina Ranopiso, faritra Anosy, ny 8 septambra teo. Anisan’izany ny «motoculteurs» miisa 4 miaraka amin’ny «remorques», angadin’omby 40, sarety 7, siny fanondrahana 28, motopompe, 2, hersa, masomboly katsaka sy tsaramaso. Niofana ireo teknisiana malagasy, handray anjara amin’ny […]
Emirates: Nahita ny hatsaran’ny Nosy ny « influenceurs » vahiny
Tapitra ny 7 septambra teo, ny dia manokana nokarakarain’ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany (ONTM) eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fizahantany (MTA), ho an’ny zotra mivantana Antananarivo-Dubai, an’ny kaompania Emirates. Nitety ireo toerana mahaliana amin’ny fizahantany eto Madagasikara ny olo-malaza samihafa sy ny mpanao gazety vahiny iraisam-pirenena. Anisan’izany, i Sam Chui, fanta-daza […]
Fanjifana: tafakatra 3 500 Ar ny kilaon’ ny vary makalioka
Tsy mitsaha-misondrotra ny vidim-bary avy eto an-toerana. Nidina kosa ny vidin’ny legioma, toy ny tongolobe, ohatra. Manomboka ny fotoan’ny maitsoahitra. Anisan’ny ahitana taratra izany ny fisondrotan’ny vidim-bary. Tafakatra hatramin’ny 3 500 Ar ny kilaon’ny vary gasy mena (Manalalondo, Mangamila) sy ny makalioka, izany hoe, 1 000 Ar ny kapoaka. Efa […]
TARATRY ny KANTO
“Hisolo tsiky…”. Hira vaovaon’ny tarika Raboussa, izay nambarany fa hivoaka rahampitso. Hampahafantarina voalohany amin’ny tambajotra, ao amin’ny pejin’ny tarika izany. Tsy mbola nisy naheno azy ny mpankafy, saingy azo antoka fa mifanohy na mifameno amin’ilay hiran-dRaboussa nalaza indrindra, “ Ho tsiky tsy tomany” izy ity. Tontosa ny fialantsasatra lehibe ho […]







