Hotontosaina eto Antananarivo ny andiany faha-18. Tarika avy amina faritra maro, samy mivoy ny mozika miaina, no homena sehatra mandritra ny “Angaredona Mozika Festival”, hanandratany ny kantony. «Angaredona». Mahalaza be izay anarana nosafidiana ho an’ity hetsika ho an’ny mozika miaina eto Madagasikara ity. Fantatra fa hotontosaina ny 20 hatramin’ny 22 […]
Other News
« Sillicon Valley Film Festival »: Malagasy mpanatontosa roa handray anjara
Mandray anjara amin’ny «Sillicon Valley Film Festival», atao any Californie, ny 10 hatramin’ny 14 Oktobra 2024, ny sangan’asan’i Rindra Rambeloson, “Batardes» sy ny an-dRaoelijaona Gourio Laurino, «Trail of Doubt». Horonan-tsarimihetsika miisa 85, avy amina firenena miisa 38 no mandray anjara amin’izany hetsika izany. Ahitana sokajy dimy, mandritra ity fifaninanana ity, […]
« Festival Temps Fort Danse »: hiaka-tsehatra ny Collectif Ndaty
Tanterahina anio tolakandro, eny amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM Analakely), ny fampisehoana ny «Inclusion». Soradihy iarahana amin’ny vondrona mpandihy, Collectif Ndaty izy ity, izay tafiditra ao anatin’ny hetsika «Festival Temps Fort Danse», andiany faharoa. Mifantoka tanteraka amin’ny dihy, manana tanjona ny hampivondrona ho iray ny dihy sy ny mpiangaly […]
Lasa kilalaom-bahiny…: mila mijery ny fototra Malagasy
Na tsy azo ampifandraisina loatra aza, satria, samy manana ny hanitra ho azy. Misy fifamatorana ihany ny kolontsaina malagasy sy ny finoana nampidirin’ny vahiny noho ny nisian’ny vanim-potoana ela niarahan’ny roa tonta. Na izany aza, aleo ny fototra no hilaza ny fahamarinana ! Tsy nankalaza ilay lazain’ny kristianina fa «andro nahaterahan’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 26 septambra hatramin’ny 5 oktobra ho avy izao, any Mozambika, ny fifaninanana baolina kitra ho an’ireo firenena aty amin’ny faritra atsimon’i Afrika, Cosafa U-20. Ao anatin’ny vondrona B no misy an’i Madagasikara, Zambie, Angola, ary i Namibia. Nomontsanin’ny XV Beravina Itaosy, tamin’ny isa 47 no ho 19, ny […]






