Niroborobo ny fananganana orinasa tao anatin’ny telo volana voalohan’ny taona. Tafakatra hatrany amin’ny 7 182 ireo orinasa niforona. Nitombo io isa io raha oharina tamin’ny taona 2023. Mahatratra 7 182, niakatra 6,2% ny tahan’ny orinasa ara-dalàna niforona tao anatin’ny telo volana voalohan’ny taona 2024, araka ny tatitra navoakan’ny Antenimieran’ny varotra sy […]
Other News
Minisitry ny Fitsarana : “Hiady amin’ny kolikoly aho “
“Mandray andraikitra ny tsirairay avy, ary manomboka amin’ny tenako no hanome maodely anareo. Azonareo tsikeraina sy tsikafonina ny lasako na ny vadiko. Sahiko ny manambara an’izany ampahibemaso. Madio izahay niditra tato amin’ny fitsarana; rehefa mivoaka ato izahay: miezaka ho madio mandrakariva”. Io ny nambaran’ny minisitry ny Fitsarana vaovao, Rakotomandimby Benjamin […]
D2-Nasionaly : tsara fanombohana ny FC Theo sy ny Jet Kintana
Notanterahina omaly, tany Ambatondrazaka sy tany Ambositra, ny andro voalohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “World Cola Ligue des Champions”, D2 nasionaly. Nisongadina tanteraka tamin’ity andro voalohany ity ny ekipan’ny FC Theo Sava sy ny Jet Kintana Itasy. Araka ny vaovao voaray, lavon’ny FC Theo, tamin’ny isa […]
Lalam-pirenena : efa vonona ny famatsiam-bola
Vita, omaly, ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny minisitry ny Asa vaventy teo aloha, ny Kly Andrianatrehina Ndriamihaja Livah, sy ny minisitra vaovao, Rafidison Richard Théodore. Ho an’ity farany, laharam-pahamehana ny hampihodinana ny toekarena, ka asa maika hatao ny fanarenana ny lalam-pirenena RN2, RN7 ary RN4. « Efa eo am-pelantanana ny famatsiam-bola […]
ESD Nanisana : manan-danja ny lalàna sy ny siansa politika
Mivoatra ny fianarana amin’ny tontolo politika sy ny fitsarana ao amin’ny sekoly ESD Nanisana. Mifantoka amin’ny lalàna sy ny siansa politika ny fampianarana. Tsy ampy ny isan’ny olona misehatra amin’ny lalàna eto Madagasikara, raha oharina amin’ny isan’ny mponina. Izany no mahatonga ny sekoly ambony momba ny Lalàna sy ny Siansa […]






