Nankatoavin’ny IFMA Ocean Indian, ny 14 aogositra lasa teo, ny maha Tale Teknika Nasionaly, an’ny Maître Razanajatovo Gildas, eo anivon’ny federasiona malagasy ny Muay Thaï. Nankato izany koa ny African Muay Thaï Union, izay nanao ny Sonia ny taratasy nanendrena azy. Nambarany izany ny fiandohan’ny herinandro lasa teo. Raha tsiahivina, […]
Other News
Baolina kitra – Amboaran’ny Kaonfederasiona : hifandona, anio, ny Elgeco Plus sy ny CD Lunda Sul
Hifantoka any Angola avokoa ny sain’ny mpitia baolina kitra amin’ity anio ity. Hotanterahina any an-toerana mantsy ny lalao mandroso hiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona, hikatrohan’ny Elgeco Plus sy ny CD Lunda Sul. Hiaka-tsehatra ny Elgeco Plus, anio, hiatrika ny dingana savaranonando mandroso hiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona, taranja baolina kitra. Hifandona amin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Tanterahina anio, eny amin’ny CGM Analakely, ny « Sokaf’hehy ». Fampisehoana hatsikana, iarahana amin’ireo mpikambana ao anatin’ny Gasy Stand Uppers. Ny karazana hatsika Stand Up no tena hisongadina mandritra izany. Misokatra ho an’ny rehetra, ao anatin’ny fanajana fepetra, ny fandraisana anjara. Vitsy sisa ny tapakila afaka jifaina ho an’ny fampisehoan’ny tarika Mage […]
Mba tsy ho endrika ivelany : hamerina ny hasin’ny kolontsaina ny mpikaroka
Miverina eny an-doharano! Faheno matetika io raha eo amin’ny tontolon’ny kolontsaina malagasy. Tao anatin’ny 15 taona, niroborobo fatratra ny fety asiana kabary. Ny fihaonana, itafiana lamba. Ny fomba, hiakanjoana malabary, sns. Mba tsy ho endrika ivelany fotsiny izy ireny. Mivondrona ao anatina sehatra iray ny mpikaroka, mpahay fomba, mpampianatra, raiaman-dreny, […]
Raha tahaka izao…: tsy maika ny fandikan-teny
Na, manao fampitahana, na mandika ny teny vahiny amin’ ny teny malagasy! Saika iharan’io fandaniam-potoana tsy hitondra vokatra tsara ho an’ny fampivelarana ny teny malagasy io ny ankamaroan’ny Malagasy. Lesoka tamin’ilay « fanagasiana » (Repoblika faharoa), manomboka miverina sy miha mahazo vahana indray amin’izao fotoana. Inona ny azo handikana ny hoe… amin’ny […]






